10/05/2026
💐Einen schönen Muttertag an alle Mütter! Alles Gute! 💐
androany 🥰😆
🌸 Androany no ankalazaina ny Fetin’ny Reny aty amin’ny Autriche ary koa amin’ny firenena maro toa an’i Canada, Etats Unis, Italie, Australie, Turkey sy ny hafa 🌍❤️
Tsy mitovy ny daty satria samy manana ny tantarany sy ny fombany ny firenena tsirairay💖
Feno fihetseham-po be androany faly satria
🥰Reny aho … dia nahazo fanomezana avy amin'ilay zanaka kely mamy kely 😍 une carte de voeux fait à la main 🥹✨ Hetsika tsotra, nefa feno fitiavana be ❤️.
😪Tetsy ankilany rehefa fotoana toy izao dia mahatsiaro sy malahelo… 🤍
Tsy levona ato am-poko ny fitiavanao ry Neny ❤️ hoy ilay hira zay hoe izao lehibe izao niaina ilay niainanao ka nahatsapa ilay fitiavanao 💔💔ka rariny raha tiako ianao
À tous les enfants dont nos mamans sont parties trop tôt, comme la mienne 🤍
Je veux vous dire que votre douleur est réelle, que votre cœur a le droit de pleurer, de ressentir le manque, et d’aimer encore très fort malgré tout 💔🌸
Vous n’êtes pas seuls. Votre histoire vous rend courageux, même dans les jours les plus silencieux.
Mirary Fetin’ny Reny sambatra ho an’ny reny rehetra 💐
Bonne fête à toutes les mamans
— iart Lanto ✨