Matsiro Kely

Matsiro Kely Karazan-tsakafo matsiro kely

Tartelettes aux fraises nataoko taty ampianarana😋Natsiro annn😋
11/06/2026

Tartelettes aux fraises nataoko taty ampianarana😋
Natsiro annn😋

Te hampidera ny sakafo androany fotsiny😜 izay fa bisous😘
05/06/2026

Te hampidera ny sakafo androany fotsiny😜 izay fa bisous😘

04/06/2026

Atin'akoho 🤤🤤
ny anareo atiny sa aranany no tena tiana kokoa? ny ahy izy roa mitambatra fa tsy nahita an'ilay mifangaro ah tamin'ity indray mitoraka ity.. tena matsiro ann😋
Laniko ny atin'akoho antsasan-kilao😭🤣🤣 miaraka amin'ny vary iray kapoaka🤣

Izay fa bisouuuus😘 dia amin'ny manaraka indray

31/05/2026

Activité nahafinaritra be nataonay taty Grèce : croisière en bateau
somary lavalava ilay vidéo😁 ankafizo ary ooo😘

Bonne fête à toutes les mamans❤️
Bisous dia amin'ny manaraka indray❤️😘

Manahoana ô!ao tsara daholo ve? elaela izay tsy nandefa sary tato fa variana aty amin'ny vacances 😁Nandeha nitsidika tan...
30/05/2026

Manahoana ô!

ao tsara daholo ve? elaela izay tsy nandefa sary tato fa variana aty amin'ny vacances 😁

Nandeha nitsidika tanàna kely anakiray hafa izahay androany. Afytos no anarany..tena mahafinaritra be ilay toerana. Nisakafo tato amin'ity restaurant iray ity.. tena afapo sady voky.

- Salade grecque no nalainay voalohany, anakiray no nikambananay. Hitako hoe hafa mihitsy ny tsiron'io Feta io aty, any Allemagne ilay izy ohatran'ny be sira be izay.. Dia io ohatran'ny ravina mofono amin'ny farany ambony io tsy tiako🤣🤣 ravina voaloboka hono io dia farcie ao anatiny vary.. Dolmade no anarany. efa indroa tamina toerana anakiroa samy hafa aho izay no nihinana azy fa tsy mety tiako e🤣..

- ilay plat faharoa Mix Grill ho an'olona roa. Misy karazana hena samy hafa grillé (poulet, porc, saucisses, steak haché) dia miaraka amin'ny ovy frites.. tena fondant rangah io ovy io... mankafy mihitsy ah mihinana an'ilay mikarepoka ety ivelany sy fondant ao anatiny.

- Dia farany tsy adino ilay sauce Tzaziki 😋 tena coup de cœur anay aty io sauce io... mbola ho ataoko any antrano ihany koa rehefa mody🤤

dia izay sy izay indray aloha ny sakafo androany fa bisous bisous be dia amin'ny manaraka indray😘

20/05/2026

Elaela aaaan😉
Andao hiara hankafy misao indray aloha ary e😋🤤

Bisous dia amin'ny manaraka indray 😘 Mirary tontolo andro mahafinaritra 😘

Jerenareo  ny éclair manjakelinaaaayyy😍😋izay fotsiny fa bisouuuus dia amin'ny manaraka indray 😉
19/05/2026

Jerenareo ny éclair manjakelinaaaayyy😍😋
izay fotsiny fa bisouuuus dia amin'ny manaraka indray 😉

Ireto indray desserts an'ny ankizy hafa, samy nanao Menu daholo izahay fa ny entrée sy ny plat principal adinoko ny naka...
18/05/2026

Ireto indray desserts an'ny ankizy hafa, samy nanao Menu daholo izahay fa ny entrée sy ny plat principal adinoko ny naka sary ny anay rehetra🙄 tsss🤣
Satriko foana anao pratique rehefa aty ampianarana fa mahasambatra be ahy ny mahita ny mpiara mianatra aminay creatifs be daholo, dia mianatra zavatra vaovao foana aho..

Manahoana ô! Androany zahay nanao sakafo international taty ampianarana, norazaina par groupe izahay dia samy nanao Menu...
18/05/2026

Manahoana ô!

Androany zahay nanao sakafo international taty ampianarana, norazaina par groupe izahay dia samy nanao Menu (Entrée, plat, dessert) avy. Ireto ny an'i Madagasikara nataonay sy ny mpiara mianatra aminay anakiray(Allemand).

Entrée: Pakopako + lasary karaoty, concombre sy manga + brochettes de poulet + saosy voanjo😋

Plat principal: Ravitoto sy hena sy coco

Dessert: Panna Cotta à la mangue (teto aho nanao cross over kely satria mila manao crème na glace miaraka aminy dia izay tsotra indrindra no nalaiko, fa ilay fruit nampiarahana taminy mba hoe tropical misy any Madagasikara)+ Compote de fraise + mokary au coco

Nizara an'izay hafaliana kely izay fotsiny aho😉 elaela tsy teto tsinona😅 Bisous be dia amin'ny manaraka indray😘😘

Adresse

Sulzburg
79295

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Matsiro Kely erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Teilen

Kategorie