Afaka atao amin’ny karazana crudités rehetra,ihinana 🍟 ihany koa.Manome tsiro miavaka kely hoan’ny fruits de mer sy henahena natono na nendasina.Ri salade de pâte sy pomme de terre moa dia efa namany akaiky rahateo 😄
09/07/2026
Nahandro:Salade de pomme de terre 😋🥢
Raha mangatsika ny andro dia aperahana am rony mafana.Raha mafana kosa dia tsindrina glace 😋 .
pomme de terre
na Mafana
08/07/2026
Nahandro: Chips banane 😋🍌
Mora atao rehefa amin’ny folak’andro iny,eo andavarangana mihinana azy no mandrevirevy 🏝🥂
’ala
07/07/2026
Nahandro: Katakata am voanio 😋🍽
Karibo drako ai 🥣
03/07/2026
Nahandro: Brownie 😋🥜🍫
Mba manao mondial izany ny pejy e ⚽️😂
Ka iza ny ekipa alainareo: i Pilà ? 😂
01/07/2026
Nahandro : 1 volana antsary 🙏
Mankasitraka anareo re a 🥂
30/06/2026
Nahandro: Mini corn dog 😋🍗
Nareo koa ve mba manao an’izany,misy anarana sakafo sarotra be izany anefa kay tsoka kely manao azy.
Be the first to know and let us send you an email when Lakozia by Rand posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.