Hannah's page

Hannah's page Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hannah's page, Home decor, Ampanotokana.

Vente de la cire vernis en détail et en gros & Divers articles

☎0342082066
☎ 037 52 410 52
Disponible :
🔸Antananarivo
🔸Antsirabe
🔸Mandritsara
🔸 Andilamena
🔸Fianarantsoa
🔸Mahajanga

‼️Etsy Kely anie eh 😊Be dia be ianareo no manontany hoe inona ny mampiavaka ny savoka vernis ilay efa mifangaro sy ilay ...
10/06/2026

‼️Etsy Kely anie eh 😊
Be dia be ianareo no manontany hoe inona ny mampiavaka ny savoka vernis ilay efa mifangaro sy ilay mitokatokana miaraka @ vernis fotsifotsy

Ity ary ny fanazavana fohifohy:
🔵Voalohany :
❌ Tsy mitovy mihitsy ny composition ny savoka vernis efa mifangaro sy savoka vernis ilay mitokatokana misy an'ilay fotsifotsy.
🔵Faharoa:
Indray manosotra ihany de hitanao après 2minutes ny Resultat ny ilay efa mifangaro ( savoka vernis HANNAH)
🔵Fahatelo:
➡️mety be @ gorodona ilay efa mifangaro,tsy manimba gorodona ( special gorodona ) ,fa mety be @ ciment koa izy.

Iza Ary no tianao sy manavanana anao kokoa ?
Misy ato aminay daholo ireo Savoka karazany roa ireo ✨

Couleur: Rouge ,marron ,Ary grenat
☎️0342082066/ 0375241052

Manao livraison sy mandefa @ Faritra rehetra izahay ,manome prix de gros ihany koa 🎉

Aleo ny client no hanao témoignage ✨Mihaingo be anie ny trano miaraka Savoka Vernis Hannah eh 🙋Veloma hatreo koa ny fibr...
04/06/2026

Aleo ny client no hanao témoignage ✨

Mihaingo be anie ny trano miaraka Savoka Vernis Hannah eh

🙋Veloma hatreo koa ny fibrosiana trano
👉Ilay efa mifangaro,Ilay indray manosotra ny savoka vernis anay
✅Tsy mora vasoka ry zareo a!
🥰2 volana hatraminy 3 volana ny faharetany

De ahoana ? Aza misalasala intsony fa ndao hampiasa 😎
✨✨Misy couleur: grenat,rouge vif ary marron foncé

Disponible :
⭐Tana : ampanotokana andraisoro
⭐Fianarantsoa :0343260202
⭐Antsirabe: eo Tsarasaotra box 123 fihavanana center
⭐Mandritsara: eo bazary Kely marikitry épicerie le Solo talôha 034 66 230 18
⭐Mahajanga: eo ambohimandamina près arrêt Murielle 038 27 951 45

Manao livraison sy mandefa @ faritra rehetra izahay ,mandefa en gros ihany koa ♥️
☎️034 20 820 66

Disponible :❤ Tana : Ampanotokana Tsarahonenana près Météo ( 034 20 820 66 / 037 52 410 52)💙 Antsirabe : eo Tsarasaotra ...
26/05/2026

Disponible :
❤ Tana : Ampanotokana Tsarahonenana près Météo ( 034 20 820 66 / 037 52 410 52)

💙 Antsirabe : eo Tsarasaotra box 123 Fihavanana center

,💚 Fianarantsoa :034 32 602 02 ( eo Manaotsara)

💛 Mahajanga : ambohimandamina (038 27 951 45 ) près arrêt Murielle

💜 Mandritsara : eo BAZARY KELY près epicerie Le Solo talôha( 034 66 230 18 )

Ilay efa mifangaro ny savoka vernis HANNAH
de MAINA
❌ Tsy mora vasoka
✅ Tsy mibrosy trano intsony
✅ 2volana hatraminy 3volana ny faharetany


Vidiny: 10.000ar ny quart
20.000ar ny demi
35.000ar ny litre
Misy couleur : rouge,marron ary grenat .

✨✨Mivarotra vernis fotsiny koa izahay:
10.000ar ny litre
5000ar ny demi

🚕Manao livraison sy mandefa @ faritra rehetra
Manome PRIX DE GROS ihany koa izay fa mp malaky 😎

🦚 ANDRAMO FA TSY ANENENANAO IZANY NY MAMPIASA SAVOKA VERNIS HANNAH🥰

Hoavy ny fety 🎊 Ndao karakaraina ny trano zareo a 🤍❤️NDAO HAMPIASA SAVOKA VERNIS HANNAH 🌼 Couleur disponible : Rouge vif...
10/12/2025

Hoavy ny fety 🎊 Ndao karakaraina ny trano zareo a 🤍❤️
NDAO HAMPIASA SAVOKA VERNIS HANNAH

🌼 Couleur disponible : Rouge vif
Grenat
Marron
Ilay savoka vernis efa mifangaro no tena spécialité anay fa manana Ilay savoka vernis mitokatokana koa izahay
Vidiny:
🩷 37.000ar ny litre
🩵20.000ar ny demi
💜 10.000ar ny quart


Disponible:
Antananarivo
Antsirabe
Fianarantsoa
Mahajanga
Andilamena
Mandritsara
☎️034 20 820 66/ 0334640445
LA CIRE VERNIS HANNAH TOP QUALITÉ 🤍

‼️Iza no Mbola tsy nahazo ? ,vitsy vitsy ihany sisa anh.Indray manosotra ihany ity Savoka vernis HANNAH ity COULEURS: RO...
03/11/2025

‼️Iza no Mbola tsy nahazo ? ,vitsy vitsy ihany sisa anh.
Indray manosotra ihany ity Savoka vernis HANNAH ity

COULEURS: ROUGE VIF
MARRON
GRENAT

Disponible : Tana
Antsirabe
Fianarantsoa
Mandritsara

☎0342082066
☎0375241052
Livraison à partir de 3000ar

SAVOKA VERNIS HANNAH TSARA KALITAO / MANAMORA NY FANADIOVANA TRANO
Andramo fa tsy anenenao izany 😍

 Fa tsara kosa anie ry zareo le fond volomboasary eh ❤❤❤sa hoe ahoana ?😎📢 Izany eo ihany fa savoka vernis Hannah    aloh...
21/10/2025


Fa tsara kosa anie ry zareo le fond volomboasary eh ❤❤❤sa hoe ahoana ?😎

📢 Izany eo ihany fa savoka vernis Hannah aloha no disponible fa miverina manao publication izahay rehefa disponible ilay mitambatra.
Mitovy ihany ny vidiny :
✅20.000ar ny savoka tapany + vernis fefany
✅35.000ar ny savoka 1L + vernis tapany

👉🏻Couleur : grenat claire sy marron ihany no diponible .
❌ mbola tsisy ilay savoka rouge vif
🔴🔴🔴 🔵🔵🔵

☎ 034 20 820 66
☎ 037 52 410 52

✨Faites vos commandes
✨Tsidiho ny pejy fa feno sarin'ny ciment sy gorodona nosorana savoka vernis ao😎

Ity ny valiny Lalao 🥰Lasany Randria Hasina ny savoka vernis 1litre + vernisMidira mp azafady
09/10/2025

Ity ny valiny Lalao 🥰

Lasany Randria Hasina ny savoka vernis 1litre + vernis

Midira mp azafady

Miverina misokatra izahay manomboka @ alarobia 08 oktobra hoavy izao ❤ ,afaka manao livraison ary afaka mi-recuperer ian...
06/10/2025

Miverina misokatra izahay manomboka @ alarobia 08 oktobra hoavy izao ❤ ,afaka manao livraison ary afaka mi-recuperer ianareo mpanjifa 🥰

‼Ho asiantsika jeu kely ary ,izay ahazahoana savoka vernis HANNAH 1litre+ vernis demi litre .
Ity ary ny condition :
✅Asio commentaire-nao ity publication ity :
Ohatra : JP svk vernis marron ( safidio izay savoka vernis mety aminao )
✅Partageo ao amin'ny mur-nao ity publication
✅Izay abonné @ page ihany no afaka mandray anjara anh .

👉🏻@ alarobia @ 20h ( 08 alina ) ny valiny lalao ,izay commentaire farany no mahazo ny loka
Nb: afaka manao commentaire be dia be
❤❤❤❤BONNE CHANCE❤❤❤❤

Izahay dia miray fo tanteraka amin'ny Malagasy mpiray tanindrazana amin'izao fotoan-tsarotra izao 😔🇲🇬Mifampahery, mifamp...
27/09/2025

Izahay dia miray fo tanteraka amin'ny Malagasy mpiray tanindrazana amin'izao fotoan-tsarotra izao 😔🇲🇬
Mifampahery, mifampitantana, ary tsy hanaiky ho resin'ny fahoriana isika. ❤️

🚫Ny vente dia miato aloha hatreto fa ho tohizana amin'izay fotoana maha-mety azy izay ho lazainay eto ihany
Mirary antsika mba hahita fahombiazana hatrany 🥹

✊🏻🇲🇬

Address

Ampanotokana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hannah's page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category