๐—ฆ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” โ€ข ๐—”๐—ฟ๐˜ & ๐——รฉ๐—ฐ๐—ผ

  • Home
  • Madagascar
  • Ampitatafika
  • ๐—ฆ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” โ€ข ๐—”๐—ฟ๐˜ & ๐——รฉ๐—ฐ๐—ผ

๐—ฆ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” โ€ข ๐—”๐—ฟ๐˜ & ๐——รฉ๐—ฐ๐—ผ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ๐—ฆ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” โ€ข ๐—”๐—ฟ๐˜ & ๐——รฉ๐—ฐ๐—ผ, Arts & Crafts Store, Ampitatafika.

Soritra 5 Taona - Asatanana Malagasy Miavaka
Entreprise malagasy formelle, professionnelle dans la crรฉation et personnalisation ร  base de bois.
๐Ÿข: Ambohimamory
โ˜Ž๏ธ: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
๐ŸŒ: www.soritra.mg
๐Ÿ“ฉ: [email protected] Soritra.mg dia orinasa mpanao asatanana malagasy, manampahaizana manokana amin'ny fanamboarana ireo vokatra vita aminโ€™ny hazo sy ireo akora rehetra azo a

hodina rehetra. Ohatra aminโ€™izany ny famantaranandro, ยซ Arbre gรฉnรฉalogique ยป, "Portrait" vita aminโ€™ny hazo, haingon-databatra, fanomezana isan-karazany, ...

Izahay dia manome lanja lehibe ny kalitaon'ny vokatra sy ny fahafaham-pon'ny mpanjifa amin'ny fanomezana vokatra miavaka sy tsy manam-paharoa.

๐Ÿงฉ Lalao kely hanombohantsika ny herinandro ๐ŸŽฎโžก๏ธ Toy ny ahoana ny anaranao raha avadika Japonais?๐Ÿ“ž: +261 38 60 061 27+261 ...
17/08/2026

๐Ÿงฉ Lalao kely hanombohantsika ny herinandro ๐ŸŽฎ
โžก๏ธ Toy ny ahoana ny anaranao raha avadika Japonais?
๐Ÿ“ž: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
+261 34 72 325 11
๐ŸŒ: www.soritra.mg
๐Ÿ“ฉ: [email protected]
ฬ€leunique

06/08/2026

๐Ÿ˜๏ธ FIER MADA 2026 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Stade Maki Andohatapenaka

โžก๏ธ Tongava mitsidika sy mitafa aminโ€™ny ekipanโ€™ny Soritra hatraminโ€™ny Alahady 09 Aogositra 2026

๐Ÿ“Toerana : Mivily miankavia ianao Rehefa tafiditra dia ety akaikin'ny WC no misy ny Stand-tsika.

Miandry anareo ary izahay ๐Ÿฅฐ๐Ÿ™‚!
Ety ihany koa no ahitanao

โœ… Vokatra Miavaka Hatrany ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜Ž
๐Ÿ“ž: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
+261 34 72 325 11
๐ŸŒ: www.soritra.mg
๐Ÿ“ฉ: [email protected]

ฬ€leunique

30/07/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ˜ฑ Quand une Ambassade cherche l'excellence, elle ne se trompe pas d'adresse ๐Ÿ‘ˆ๐Ÿป

Cette plaque officielle de l'Ambassade de la Rรฉpublique Arabe d'ร‰gypte a รฉtรฉ entiรจrement sculptรฉe ร  la main dans nos ateliers, ร  Madagascar. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Plaques institutionnelles, trophรฉes, signalรฉtique premium, cadeaux d'entreprise โ€” nous crรฉons des piรจces qui portent votre image au plus haut niveau.
โœ‰๏ธ Devis sur mesure - Contactez-nous

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ˜ฑ Rehefa mitady ny tsara indrindra ny Masoivoho iray, dia mahalala tsara izay tokony alehany ๐Ÿ‘ˆ๐Ÿป
Ity asatanana Malagasy ho an'ny Masoivohon'i Ejipty ity dia novokarinโ€™ireo ekipanโ€™ny Soritra. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

โœ… Takelaka ofisialy, mari-pankasitrahana, fanomezana ho an'ny orinasa โ€” ataonay mifanentana amin'ny sarin'ny orinasanao.

โœ‰๏ธ Manontania vidiny - Mifandraisa aminay
๐Ÿ“ž +261 38 60 061 27
๐Ÿ“ž +261 33 06 061 27
๐Ÿ“ฑ +261 34 72 325 11 (WhatsApp)
๐ŸŒ www.soritra.mg
๐Ÿ“ฉ [email protected]

Manao ahoana ny โ„๏ธ hatsiaka โ„๏ธ ao ?๐Ÿ‘‡๐Ÿผ๐Ÿ‘‡๐Ÿผ๐Ÿ‘‡๐ŸผTena tsara raha misy ohatrโ€™Ity ny salon-tsika, eo daholo ry Dadabe, ry Tonton s...
01/07/2026

Manao ahoana ny โ„๏ธ hatsiaka โ„๏ธ ao ?
๐Ÿ‘‡๐Ÿผ๐Ÿ‘‡๐Ÿผ๐Ÿ‘‡๐Ÿผ
Tena tsara raha misy ohatrโ€™Ity ny salon-tsika, eo daholo ry Dadabe, ry Tonton sy ny fianakaviana rehetra. Aza miandry ela fa alefaso ny ยซ commande ยป ๐Ÿ‘ˆ๐Ÿป

โœ… Vokatra Miavaka Hatrany ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜Ž
๐Ÿ“ž: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
+261 34 72 325 11
๐ŸŒ: www.soritra.mg
๐Ÿ“ฉ: [email protected]
ฬ€leunique

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Tratry ny Asaramanitra! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌMirary fety finaritra ho antsika rehetra! ๐ŸŽ‰โœจ Misokatra hatrany ny ยซ MP ยป ho anao izay te ha...
26/06/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Tratry ny Asaramanitra! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Mirary fety finaritra ho antsika rehetra! ๐ŸŽ‰
โœจ Misokatra hatrany ny ยซ MP ยป ho anao izay te hanana vokatra miavaka sy tsy manam-paharoa ๐Ÿ˜‰ ๐Ÿ˜Ž ๐Ÿฅฐ
๐Ÿ“ž : +261 38 60 061 27 | +261 33 06 061 27 | +261 34 72 325 11
๐ŸŒ : www.soritra.mg
๐Ÿ“ฉ : [email protected]

โœจ Ho feno fiadanana sy fifaliana anie ity Fetinโ€™ny Pentekรดsta ity ho antsika rehetra!Ny ekipanโ€™ny SORITRA dia mirary fet...
24/05/2026

โœจ Ho feno fiadanana sy fifaliana anie ity Fetinโ€™ny Pentekรดsta ity ho antsika rehetra!

Ny ekipanโ€™ny SORITRA dia mirary fety sambatra ho anao sy ny fianakavianao. Ho feno ny Fanahy Masina ny fiainantsika! ๐Ÿ™๐Ÿ”ฅ




05/05/2026

Tsy misangy kosa ity ยซ Bucket ยป ny KFC ๐Ÿ— ity ah!!!
๐Ÿ‘‡๐Ÿผ๐Ÿ‘‡๐Ÿผ๐Ÿ‘‡๐Ÿผ
โœ… Vokatra Miavaka Hatrany ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜Ž
๐Ÿ“ž: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
+261 34 72 325 11
๐ŸŒ: www.soritra.mg
๐Ÿ“ฉ: [email protected]
ฬ€leunique

27/04/2026

๐ŸŒž Mirary herinandro tsara ho antsika rehetra.

Misokatra hatrany ny ยซ MP ยป ho anao izay te hanana vokatra miavaka ๐Ÿ˜‰ ๐Ÿ˜Ž ๐Ÿฅฐ
๐Ÿ“ž: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
+261 34 72 325 11
๐ŸŒ: www.soritra.mg
๐Ÿ“ฉ: [email protected]
ฬ€leunique


13/04/2026

๐Ÿ“ฃ Arbre gรฉnรฉalogique๐ŸŒณ๐Ÿง‘โ€๐Ÿง‘โ€๐Ÿง’
Amintsika zava-dehibe tokoa izany loharano nipohirana izany.
โžก๏ธ Raiketo an-tsara ho tahiry ho anโ€™ny taranaka fara mandimby.
๐Ÿ‘‡๐Ÿผ๐Ÿ‘‡๐Ÿผ๐Ÿ‘‡๐Ÿผ
Alefaso ny
Azontsika atao araka izay endrika hitiavanao azy ๐Ÿฅฐ
๐Ÿ“ž: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
+261 34 72 325 11
๐ŸŒ: www.soritra.mg
๐Ÿ“ฉ: [email protected]
ฬ€leunique

Address

Ampitatafika

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00

Telephone

+261347232511

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐—ฆ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” โ€ข ๐—”๐—ฟ๐˜ & ๐——รฉ๐—ฐ๐—ผ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ๐—ฆ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” โ€ข ๐—”๐—ฟ๐˜ & ๐——รฉ๐—ฐ๐—ผ:

Shortcuts

Share