Shop en ligne Tiah

Shop en ligne Tiah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shop en ligne Tiah, Antananarivo.

Idées cadeaux pour Maman 🥰🥰🌺🌺🌺🌺
10/05/2025

Idées cadeaux pour Maman 🥰🥰🌺🌺🌺🌺

Manasa anareo hatrany hanjifa 😍Amzao ankatoky ny Fetin'ny Reny izao , tena tsara atao cadeau🥰🎁Miala kely @ mahazatraMana...
06/05/2025

Manasa anareo hatrany hanjifa 😍
Amzao ankatoky ny Fetin'ny Reny izao , tena tsara atao cadeau🥰🎁Miala kely @ mahazatra
Manao conception ihany koa (panneaux de bienvenue sns )
Afaka miditra MP izay hanao commande 🥰❤

🎁Araraoty amin’ izao ankatoky ny fetin’ny reny izao ny tolotra miavaka ato aminay😱, aza miandry ora farany intsony fa izay foana no mahavoa antsika an 😱
🎁Azonao atao cadeau tsara 🎁

✅Impression directe foana fa tsy autocollant ✅Mahazaka rano sy masoandro
✅Tsy mampiasa cadre intsony ianao
✅Fixation murale offerte foana 😊

Ireto ary référence sy tarif standard :
A4 (20cm x 30cm) : 14.000ar
A3 (30cm x 40cm) : 18.000ar
A2 (40cm x 60cm) : 22.000ar
A1 (60cm x 80cm) : 43.000ar

✅Afaka manao tableau na izay reference lehibe tediavinareo ihany koa izahay

-Envoi photo Whatsapp : 0345422275
-Appel direct 034 38 901 45
🚚 3 jours ny livraison / Mandefa faritra ihany koa
Vonona izahay hanome ny tsara hatrany ….😉

Address

Antananarivo

Telephone

+261383890145

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop en ligne Tiah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Shop en ligne Tiah:

Share