Rova Image

Rova Image R-Shop Mada

12/05/2026

👩‍❤️‍👨Nanambany ny Acteur milalao ny rôle Pasteur ao amin'ny Film ANDILAMAINTY
💐Arabaina Ralah a! Mirary soa

09/05/2026

👋🏻Tafatafa kely miaraka amin’ireto ekipa ireto
🎞️Ho avy ny vokatra manaraka

😢Izany ny Samy Enjana☹️
20/04/2026

😢Izany ny Samy Enjana☹️

😉i Boly Rast dia anisany tena niady mafy tao anatin'ny fanatsarana ny Horonantsary ANDILAMAINTY🎬👍Misaotra azy
15/04/2026

😉i Boly Rast dia anisany tena niady mafy tao anatin'ny fanatsarana ny Horonantsary ANDILAMAINTY🎬👍

Misaotra azy

Joyeuses Pâques ho anareo rehetra 🐣🌸Enga anie ity fotoan-dehibe ity hitondra fiadanana, fitiavana ary fanantenana vaovao...
05/04/2026

Joyeuses Pâques ho anareo rehetra 🐣🌸
Enga anie ity fotoan-dehibe ity hitondra fiadanana, fitiavana ary fanantenana vaovao ho anareo tsirairay avy 💛
Ho feno hafaliana sy fitahiana anie ny tokantranonao

🎬Sary tany ampanaovana tournage tany🏕️io i Tanjona, Bota, Raissa, sy Ngia Ratsy tarehy😀MP izay mbola tsy nahita ilay FIL...
03/04/2026

🎬Sary tany ampanaovana tournage tany🏕️
io i Tanjona, Bota, Raissa, sy Ngia Ratsy tarehy😀

MP izay mbola tsy nahita ilay FILM "Andilamainty 1 & 2"

26/03/2026

😟Eto no manomboka ny tahotra sy ny ahiahy ho an'izy rehetra
🎬ANDILAMAINTY partie 1
(Mbola disponible ny Film complet ANDILAMAINTY 1 & 2

Tongava daholo e! 👍🎬
23/03/2026

Tongava daholo e! 👍🎬

🎊Mankalaza ny fitsingerenan'ny taona nahaterahany androany ity Acteur-tsika tena mahay ity.🎉Mirary ny soa sy ny tsara ha...
19/03/2026

🎊Mankalaza ny fitsingerenan'ny taona nahaterahany androany ity Acteur-tsika tena mahay ity.
🎉Mirary ny soa sy ny tsara hatrany ra Samoray a! (Andry ABM).
🎬Acteur hitantsika ao amin'ny Film ANDILAMAINTY 2 izy

15/03/2026

💃Dance Play boys maivana, arahana resaka mifampihinana🤣
🎬Extrait kely hita ao amin'ny ANDILAMAINTY partie 1🎬

🎉Arabaina ianao Mr le Pasteur nahatratra ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao.🎬Acteur hitantsika ao amin'ny Film ANDI...
14/03/2026

🎉Arabaina ianao Mr le Pasteur nahatratra ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao.
🎬Acteur hitantsika ao amin'ny Film ANDILAMAINTY 1 sy 2

Address

Ambodivona
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rova Image posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share