Soléa

Soléa Boutique en ligne,vente des vêtements,accessoires,sacs,bijoux....

‼️Efa manomboka mafana ny andro e⁉️ ❌️Aleo avokatsika  ireto robe manja be ireto ❌️❌️Tonga de prix promo vao manomboka i...
12/09/2025

‼️Efa manomboka mafana ny andro e⁉️
❌️Aleo avokatsika ireto robe manja be ireto ❌️
❌️Tonga de prix promo vao manomboka ity ❌️
❎️Mp avy hatrany ary ho an'izay liana ❎️

‼️Coucou ndray ooo👋👋👋✅️Mbola somary mangatsiaka ny maraina sy hariva an,faranatsika  akanjo mafana ireto ity ririnina it...
04/09/2025

‼️Coucou ndray ooo👋👋👋
✅️Mbola somary mangatsiaka ny maraina sy hariva an,faranatsika akanjo mafana ireto ity ririnina ity
❌️Afaka miditra mp iany ho an'izay liana

❌️Ireto indray ary ny arrivage manaraka e❌️✅️Sady misy andehilahy no misy ambehivavy ✅️
02/08/2025

❌️Ireto indray ary ny arrivage manaraka e❌️
✅️Sady misy andehilahy no misy ambehivavy ✅️

Coucou👋tena ilaina ireto arrivage ireto  andro mangatsiaka be izao ‼️Efa mipetraka  tsirairay ny taille ❎️Zay liana kosa...
14/07/2025

Coucou👋tena ilaina ireto arrivage ireto andro mangatsiaka be izao
‼️Efa mipetraka tsirairay ny taille
❎️Zay liana kosa de mp avy atrany

26/05/2025

Herin'andro vaovao,hanokatra izay lalana nihidy sy nikatso rehetra teo @ fiainanao anie ny Tompo 🙏🙏🙏

25/05/2025

Faly miarahaba ny Reny rehetra nahitàna masoandro tonga fety ,mirary koa raha mirary ho salama tsy ho farofy😘😘😘

19/05/2025
Haut fibrane mifangaro, tena mbola tsara be daholo,azahoana tsara raha mbola hivarotra satria tsy misy tsaikany
16/05/2025

Haut fibrane mifangaro, tena mbola tsara be daholo,azahoana tsara raha mbola hivarotra satria tsy misy tsaikany

09/05/2025

Raha mandalo dia miserana ny vola ao antokan-tranonao dia verifieo ny relation anareo mitsam.

Tadidio fa ny vola tsy tia tabataba.
Ny harena dia mitoetra amin'ny toerana tony, toerana calme, toerana mangina.
-Any anaty banque tsy misy mozika kawitry na 400volt.

Misy couple mantsy raha vao mifamaly dia tsy maintsy mamaky sy manimba zavatra.
-Imagineo hoe vola tokony hanaovana projet hafa no lany hanoherana entana simba isaky ny mifamaly.

Mampaniry elatra vola tompoko ny ady lava.
-Mifanaraha aloha ianareo mitsam.

Raha misy couple mahomby,
Dia tadidio fa couple mahay mifandefitra, mahay mifampi-comprendre, mahay mifamela heloka.

Ao anaty filaminana no misy harena.

Ndao hanova zavatra

🙏🙏🙏
09/05/2025

🙏🙏🙏

07/05/2025

Tapaka ny live 🥲 tapaka ny jiro 🥲🥲🥲

Address

Antananarivo
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261386704896

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soléa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Soléa:

Share