14/01/2026
Helloooo les gens😍♥️
Ça fait un bail
Mais tellement 🥹🫣🥲 fa hiezaka ho eo foana amin'izay ny admine🥰
Averintsika ny fizarana cadeau sy Giveaway fa araho tsy tapaka ny pejy
Dia BONNE ANNÉE foanaa aloha na efa 14 Janvier aza androany hihihihi,RARY SOA sy FAHASALAMANA ho antsika rehetra♥️
Je vous présente les "avant derniers" bouquets de rose qu'on va réaliser
Un dernier bouquet et on ne fera plus de bouquet de rose,ni les accessoires de mariage en rose 🥹🥲
ENY, tsy mandray commande bouquet de rose intsonyy ny ENY Art Création manomboka eto ka dia misaotra anareo izay teo foana nahatoky anay
Noho ny antony maro dia tsy maintsy noraisina izao fanapahan-kevitra izao
Hifantoka tanteraka amin'ny ATRRAPE RÊVE sy ny BOUQUET DE TULIPE aloha ny pejy(izay tena ankasitrahako anareo rehetra mpanjifa fa na tsy manao publication mihitsy aza izahayy dia efa hitanareo ny adiresy dia mandefa commande foana ianareo😍)
Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🙏🙏♥️
🌷 ENY, c'est l'Amour qui fait la différence 🌷