13/08/2026
Vie de luxe 🥰🥂🍾
Fiainana mpanakarena Mpanakarena 💎💵💴💰
Eo @ fananadiana no manomboka ny tena fiainan'ny mpivady
Eo ihany ko no hampitahorina ny fahantrana @ izay tsy sahy miditra eo @ fiinanao 🥰
Ka noho izany dia atomboy eo @ fanorenana tokantrano izany ny Mpanakarena Mpanakarena 💎
Tsisy Miala eo fa positive-o 🙏🥰🥰🥰💎
Mpopoka eraky table ny invité 🍾🥂💃🕺👯👯♂️👯♀️
Imagine-o anie e ❤️ 🤣
Ndao Ary
Champagne avec personnalisation mafatifaty ❤️
Afaka atao @ izay deco sy code couleur mafinaritra anao ❤️🍾🍾🍾🍾🥂