24/04/2026
Salama daholo e
Ela2 tsy hita fa
Ireto misy sac à main manja kely 🥰
Efa akaiky Zao ny fetin'ny Reny afaka manao commande sac ianareo hatao cadeau ho azy ireo arak'izay modèle mety aminareo mihitsy 😊
Mandefasa mp avy hatrany 🥰