29/09/2025
🆘 SOS -ANTSO AVO : FANDROBANA SY FANIMBANA NY TOERAM-PIASANA AQUAMAD 🆘
Tamin’ny alin’ny alakamisy 25 Septambra 2025, dia tratry ny fandrobana goavana ny orinasa AQUAMAD ka lasa nampijanona ny asanay izany. Nisy nandroba ny tahirin’ny orinasa (stock), ny fitaovana sy ny kojakoja rehetra fanatanterahana ny asa toy ny :
* Fitaovana electrika
* Onduleurs
* Tariby sy fantsom-by elektrika (cables, fils électriques)
* Fitaovana sy vokatra hoan’ny dobo filomanosana (équipement & produit piscine)
* Fitaovana informatika (ordinateur, imprimante, finday)
* Ecran plats
* Fitaovam-birao (latabatra, seza, armoire, présentoir)
* Produits d’étanchéité
Mangataka fiaraha-miasa amin’ny rehetra izahay ankehitriny amin’ny alalan’ny fiantsoana ny nomerao 034 07 218 23 mba hanome vaovao rehetra mety hanampy amin’ny fahitana ireo entana very na amin’ny fanondroana ireo tompon’antoka.
Mampanantena izahay fa mijanona ho tsiambaratelo tanteraka ary vonona hanome valisoa izahay ary eo ambany fiarovana sy fanajana ny tsirairay tanteraka izany.
Manantena ny firaisankinan’ny rehetra, ny fahendrena ary ny fahaiza-misaina izahay mba hanampy
anay hiarina amin’izao loza mitranga izao.
----------------------------------------------------------------------
🆘 APPEL À TÉMOINS — VOL ET SACCAGE DE NOS LOCAUX 🆘
Dans la nuit du jeudi 25 septembre 2025, la société AQUAMAD a subi un pillage d’une ampleur considérable.
Une grande partie de nos stocks, équipements et matériels professionnels ont été dérobés, paralysant notre activité :
* Matériels électriques
* Onduleurs
* Câbles et fils electriques
* Équipements et produits piscine
* Produits d'étanchéité
* Matériels informatiques (ordinateurs, imprimantes, téléphones...)
* Écrans plats
* Meubles (bureaux, chaises, présentoirs...)
* ...
Nous sollicitons aujourd’hui toute personne disposant d’informations pouvant aider à retrouver les biens volés ou à identifier les responsables.
📞 Un numéro de contact est ouvert : +261340721823
Nous assurons une discrétion totale et sommes prêts à racheter ou récompenser toute information pertinente, dans le respect et la sécurité de chacun.
Nous comptons sur la solidarité, le bon sens et la conscience de chacun pour nous aider à nous relever de ce drame.
Merci à tous ceux qui relayeront ce message.