Kanana MDG

Kanana MDG Service décoration et location de divers articles évènementiels

24/02/2025
Kanana MDG - Service Traiteur AàZ 🍽️🎉🍴 Mitady Traiteur ho an'ny fety na hetsika manokana ve ianao? Izahay ato amin'ny Ka...
19/02/2025

Kanana MDG - Service Traiteur AàZ 🍽️🎉
🍴 Mitady Traiteur ho an'ny fety na hetsika manokana ve ianao? Izahay ato amin'ny Kanana MDG dia afaka mandray an-tanana ny fetinao hanomezanay sakafo feno sy matsiro, afaka mandeha amin'ny toerana rehetra manerana an'i Madagasikara

📲 Fandrio dieny izao ny Datinao àry, midira amin'ny MP na miantso mivantana ny 0346475363.
Service Traiteur Complet 🍽️🍴🎉

Zay ilay izy. Indrindra ho antsika manomana andro malaza🤗😊💟
17/02/2025

Zay ilay izy. Indrindra ho antsika manomana andro malaza🤗😊💟

💖 Ahoana ny fanomanana ny Saint Valentin ao? 💏👫💖Mba hahafahanao mankalaza azy ho miavaka, dia zava-dehibe ny fanomanana ...
13/02/2025

💖 Ahoana ny fanomanana ny Saint Valentin ao? 💏👫💖
Mba hahafahanao mankalaza azy ho miavaka, dia zava-dehibe ny fanomanana amin'ny fo sy fanajana.💟💋

Aza adino:
💐 Afaka manolotra voninkazo tsara kely ianao🌹💐 na koa zavatra mamy🍫🍬🍭 na Fanomezana manokana🎁🎀🎊

Aza misalasala miantso anay raha mila fanampiana na mandefa MP! 📲

KANANA MDG
📞 0346475363

Zany indray ny karazana bouquet ary e.🤣Soa dia variana fa tena vitantsika izao a, alefaso ny commande sady ny Saint Valw...
10/02/2025

Zany indray ny karazana bouquet ary e.🤣
Soa dia variana fa tena vitantsika izao a, alefaso ny commande sady ny Saint Valwntin ty efa akaiky 😂😂😂

Ka ahoana 🥳🥳
08/02/2025

Ka ahoana 🥳🥳

💥𝙈𝘼𝙍𝙄𝘼𝙂𝙀💒❓𝙁𝙄𝘼𝙉𝘾𝘼𝙄𝙇𝙇𝙀💏❓𝙄𝙉𝘼𝙐𝙂𝙐𝙍𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉🏡❓𝘼𝙉𝙉𝙄𝙑𝙀𝙍𝙎𝘼𝙄𝙍𝙀 🎊🎉𝙨𝙣𝙨...❓𝙎𝙖𝙝𝙞𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙢𝙞𝙩𝙖𝙙𝙮 𝗗𝗘𝗖𝗢𝗥𝗔𝗧𝗘𝗨𝗥 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮-𝗽𝗼??🤔 🥰 Kanana MD...
06/02/2025

💥𝙈𝘼𝙍𝙄𝘼𝙂𝙀💒❓
𝙁𝙄𝘼𝙉𝘾𝘼𝙄𝙇𝙇𝙀💏❓
𝙄𝙉𝘼𝙐𝙂𝙐𝙍𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉🏡❓
𝘼𝙉𝙉𝙄𝙑𝙀𝙍𝙎𝘼𝙄𝙍𝙀 🎊🎉𝙨𝙣𝙨...❓

𝙎𝙖𝙝𝙞𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙢𝙞𝙩𝙖𝙙𝙮 𝗗𝗘𝗖𝗢𝗥𝗔𝗧𝗘𝗨𝗥 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮-𝗽𝗼??🤔 🥰

Kanana MDG dia vonona ny hanome ny tsara indrindra ho anao.

Aza misalasala manao Reservation fa mbola misy malalaka ato aminay. 📣👋

Contact: 0️⃣3️⃣4️⃣6️⃣4️⃣7️⃣5️⃣3️⃣6️⃣3️⃣

Allo💏🔴Manomana Mariage na Fiancailles ianareo?Mitady Prestaitaire tena mahafapo?Tongava hafatra miafina ato aminay fa ny...
04/02/2025

Allo💏🔴
Manomana Mariage na Fiancailles ianareo?
Mitady Prestaitaire tena mahafapo?
Tongava hafatra miafina ato aminay fa ny tena fahafaham-po ianao🥳🥳

Kanana MDG dia vonona ny hanolotra ny tsara indrindra ho an'ny andro malazanareo. 💒💏

Coucou, 👊🤗Misy ny Mpanambady misafidy ny toy izao: tsy azo angalana sarin'izy roa no sady tsy azo angalana video mandrit...
31/01/2025

Coucou, 👊🤗
Misy ny Mpanambady misafidy ny toy izao: tsy azo angalana sarin'izy roa no sady tsy azo angalana video mandritra ny lanonana💏⛔🚫📵
Ahoana ny hevitrao raha ianao no mpanatrika fety toy izao❓

📸Indrana ☺

Coucou🥳🥰Raha ianareo no omena safidy, plutot eny amoron-dranomasina sa amorona Lac no tianareo kokoa raha hanaovama mari...
29/01/2025

Coucou🥳🥰
Raha ianareo no omena safidy, plutot eny amoron-dranomasina sa amorona Lac no tianareo kokoa raha hanaovama mariage...
🥰Efa eo ihany dia aza adino fa mbola misokatra foana ny reservation 2025 ato amin'i Kanana MDG ho anareo manomana andro malaza an.💒🥳

Mp na +261 34 64 753 63

28/01/2025

Sarobidy eo imason'Andriamanitra ny fahavelomanao

Nareo ve efa sendra raharaha na fety dia tsy nisy decoration mihitsy na kely ary?Aza misalasala miantso anay fa izahay a...
27/01/2025

Nareo ve efa sendra raharaha na fety dia tsy nisy decoration mihitsy na kely ary?
Aza misalasala miantso anay fa izahay anie vonona ny hanome ny tsara indrindra ho anareo e 👋🎉🎉

📸Deco eglise

Address

IIIV3B Anosizato Est I
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261341526408

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kanana MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kanana MDG:

Share

Category