L' Art Laria

L' Art Laria Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from L' Art Laria, Antananarivo.

16/03/2026

Robe avec cape tsara ery

13/03/2026

Pince

Poche indray ity tsarakely ity a 🤩
13/03/2026

Poche indray ity tsarakely ity a 🤩

10/03/2026

Indro Ary misy vidéo fohy mahasoa 🤩🤩

❌ FOMBA FANALANA MAVO2 AMIN KIRARO FOTSY ️❌ ato By Maman De Cathy 2.0 ️Vovon-tsavony + Bicarbonate + Vinaingitra fotsy+D...
25/06/2025

❌ FOMBA FANALANA MAVO2 AMIN KIRARO FOTSY ️❌ ato By Maman De Cathy 2.0
️Vovon-tsavony + Bicarbonate + Vinaingitra fotsy+Dentifrice

Fangaro:
• 1 sotro fihinanana bicarbonate de soude
• 1 sotro fihinanana vinaingitra fotsy
• Kely ranom-pana na vovon-tsavony
•dentifrice na colagate
• Bross à dents na borosy kely

Fomba fanao:
1. Afangaro ao anaty kaopy ny fangaro.
2. Sasao amin’ilay fangaro ny faritra mavo amin’ilay kiraro.
3. Kosehina amin’ny borosy moramora.
4. Avela hilona 30 minitra–1 ora.
5. Diovina amin’ny lamba mando na sasana amin’ny rano mangatsiaka.
6. Avela ho maina amin’ny aloky ny masoandro (tsy tena atao amin’ny masoandro mivantana loatra).
Aza adino manindry ambony io ary zarao ho hitan olona maro 😍

07/05/2025

Address

Antananarivo

Telephone

+261336774041

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L' Art Laria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share