Made Gasy'Art

Made Gasy'Art (Art Malagasy)

📞☎️ Contactez-nous : 038 06 493 57

✨Vente en détails et en gros d’écharpes en soie naturelle et des autres arts Malagasy🍀
🇲🇬 Découvrez des créations uniques en soie sauvage, 100% soie naturelle et des produits authentiques.

Disponible 🥰
16/03/2026

Disponible 🥰

🌱🍀 Hafa kely indray ity couleur ity Ho anareo izay mitady écharpe lamba Landy couleur bleue 💙Mety be ity 🤗100% soie natu...
03/03/2026

🌱🍀 Hafa kely indray ity couleur ity

Ho anareo izay mitady écharpe lamba Landy couleur bleue 💙
Mety be ity 🤗

100% soie naturelle, ny vidiny mirary hatrany 💚

28/02/2026
28/02/2026

Écharpe en soie naturelle, en plusieurs coloris �

🍀🌱  Tsara eh? Raha tinao atao ambonina costard indray na ambony malabary dia ity ny sopapa ❤️Mihaja anie izany ry reto e...
28/02/2026

🍀🌱 Tsara eh?

Raha tinao atao ambonina costard indray na ambony malabary dia ity ny sopapa ❤️

Mihaja anie izany ry reto e😍

Raha mpikabary moa ianao dia tena mety loatra aminao ity 🍀
100% soie naturelle hatrany ✨

Manja ry reto Ilay vita Malagasy ka 🇲🇬

🍀🌱 Coup de cœur ❤️Tinareo loatra ity modèle ity, tena hoe fandrombahana be🌱Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana ana...
27/02/2026

🍀🌱 Coup de cœur ❤️

Tinareo loatra ity modèle ity, tena hoe fandrombahana be🌱

Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana anay 💚

Mbola betsaka modèle tsika dispo amin'ilay écharpe lamba Landy ato ✨
100% soie naturelle foana ny antsika

🍀✨ Écharpe blanc cassé Efa misy disponible Ilay écharpe en soie naturelle, couleur blanc cassé tinareo bé❤️🍀 100% soie n...
24/02/2026

🍀✨ Écharpe blanc cassé

Efa misy disponible Ilay écharpe en soie naturelle, couleur blanc cassé tinareo bé❤️🍀

100% soie naturelle foana ny antsika 💚🤍

🌱✨ Echarpe en soie naturelle couleur unie ❤️Iza moa ilay mpankafy couleur unie ato?Misy vitsivitsy dispo ato sao tara ✨ ...
23/02/2026

🌱✨ Echarpe en soie naturelle couleur unie ❤️

Iza moa ilay mpankafy couleur unie ato?
Misy vitsivitsy dispo ato sao tara ✨

❤️🌱 Manjabe daholo ireto lokony ireto Écharpe 100% soie naturelle 🌿
22/02/2026

❤️🌱 Manjabe daholo ireto lokony ireto

Écharpe 100% soie naturelle 🌿

🌿🍀 Coucou ✨Ela be isika tsy nitafatafa teto amin'ny pejy fa nangina kely ❤️Hiverina hiresandresaka sy hizara ny masaka e...
22/02/2026

🌿🍀 Coucou ✨

Ela be isika tsy nitafatafa teto amin'ny pejy fa nangina kely ❤️

Hiverina hiresandresaka sy hizara ny masaka eto amin'izay izahay izao 😇

Inona ny vaovao anareo?!? 🌱

Ireto écharpe amin'ny couleur mafatifaty kely ireto aloha no harosonay anareo 😍

Maro loko sy modèle azo hisafidianana izy ato fa saontinonany ireto 🥰
Ny qualité amin'ilay top hatrany 😍

Alefanay tsikelikely eo ny détails ✨

Bonne semaine daholo oh✨😍

🌿🍀 Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra oh🥰Mbola betsaka ny écharpe lamba landitsika dispo ato am...
08/11/2025

🌿🍀 Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra oh🥰

Mbola betsaka ny écharpe lamba landitsika dispo ato amin'ny vidiny mirary hatrany😍

Amin'ilay 100% naturelle foana, tefy vita malagasy❤️

Pochette ☘️ Mbola maromaro ny pochette dispo ato ho antsika mpankafy gasigasy kely 🥰 sady maivamaivana kely ny mitondra ...
29/10/2025

Pochette ☘️

Mbola maromaro ny pochette dispo ato ho antsika mpankafy gasigasy kely 🥰 sady maivamaivana kely ny mitondra azy

Mirary hatrany ny vidiny

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 23:00
Sunday 08:00 - 23:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Made Gasy'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share