Lune Déco

Lune Déco Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lune Déco, Home decor, [email protected], Antananarivo.

💥Mana-lehibe "SARY EN PVC" , sady Mora hatrany oh... 📢 Qualité Au Top 🔥(HD).Merci NOSY ROSE - Fametahana Azy Gratuit 🥰ir...
23/03/2026

💥Mana-lehibe "SARY EN PVC" , sady Mora hatrany oh... 📢 Qualité Au Top 🔥(HD).

Merci NOSY ROSE

- Fametahana Azy Gratuit 🥰

ireto avy ny tarifs :

➡️ 30x20cm (A4) : 12 000Ar
➡️ 40x30cm (A3) : 18 000Ar
➡️ 60x40cm (A2) : 23 000Ar otrany @ sary
➡️ 50x60cm : 29 000Ar
➡️ 50x70cm : 33 000Ar
➡️ 80x60cm (A1) : 43 000Ar
✅ Mandefa faritra

Email: [email protected]

Tarif livraison à partir de 3 000Ar 🛵
Délai de commande : 2 jours Maximum.
infoline : 037 68 207 05

Poster En PVC . Promotion Hatrany . ✅Raha te ho afa-po tanteraka amin'ny qualité💯 d'impression ianao Dia ato aminay ihan...
23/03/2026

Poster En PVC . Promotion Hatrany .
✅Raha te ho afa-po tanteraka amin'ny qualité💯 d'impression ianao Dia ato aminay ihany

👉🏻 23.000 Ar ity @ sary ity !

🎉 En promotion daholo hoa ny dimension rehetra ato aminay amin'izao.
Alefaso @ ireto ny sarinao :

Alefaso E-mail 📩 [email protected]
WhatsApp 📱 037 68 207 05
MP⬇️ Lune Déco

Merci Nosy Rose
infonline : 037 68 207 05

Manao livraison Tanà sy Province🚛

💥 Mampilendalenda ny olona vo mahita ny sary 😋.ho anareo mpivarotra sakafo ireo ity . Manao Menu en PVC ko izahay mba ha...
23/03/2026

💥 Mampilendalenda ny olona vo mahita ny sary 😋.
ho anareo mpivarotra sakafo ireo ity . Manao Menu en PVC ko izahay mba hasarika ny olona handrana ny sakafo ao aminy resto anao 🥰

Prix : 20.000 Ar

Tel : 037 68 207 05
Email : [email protected]

Photo En PVC170.000 Ar Tompoko , Afaka atao Sariny fianakavinao kely 🥰 Mp Lune Déco Tel : 037 68 207 05
23/03/2026

Photo En PVC

170.000 Ar Tompoko , Afaka atao Sariny fianakavinao kely 🥰

Mp Lune Déco
Tel : 037 68 207 05

👋🏻 Hello Hello Mbola Mandray commande foana izahay tompoko Photo en PVC lot de 3. Afaka atao sarinao ☺️Prix : 23.000 ar ...
23/03/2026

👋🏻 Hello Hello
Mbola Mandray commande foana izahay tompoko
Photo en PVC lot de 3. Afaka atao sarinao ☺️

Prix : 23.000 ar

Mankasitraka an'i Ma-Luna isika fa anisan'ny cliente miara-miasa akaiky aminay hatrany izy ary matoky ny Qualité ato aminay. 100% HD

Tel : 037 68 207 05
Email : [email protected]

Modèle 5 pièces indray ity ✨Mbola mandray commande foana izahay.
23/03/2026

Modèle 5 pièces indray ity ✨

Mbola mandray commande foana izahay.

Aingo-trano Mahafinaritra kely ✨@ sarany  20.000 Ar 💥, Sady mafatifaty kely ange hoa e , afaka personnaliséna ihany koa ...
23/03/2026

Aingo-trano Mahafinaritra kely ✨
@ sarany 20.000 Ar 💥, Sady mafatifaty kely ange hoa e , afaka personnaliséna ihany koa arak'izay tianao 🥰

✅ Qualité d'impression HD 💯

Passez votre première commande en:
-MP : Lune Déco
-WhatsApp : 037 68 207 05
- Email : [email protected]
Tel 📞 : 037 68 207 05

‼️ Photo en PVC ireto avy ny Tarifs : - 20x30cm : 12 000Ar- 30x40cm : 18 000Ar- 60x40cm : 23 000Ar- 50x60cm : 29 000Ar- ...
18/03/2026

‼️ Photo en PVC

ireto avy ny Tarifs :
- 20x30cm : 12 000Ar
- 30x40cm : 18 000Ar
- 60x40cm : 23 000Ar
- 50x60cm : 29 000Ar
- 50x70cm : 33 000Ar
- 80x60cm : 43 000Ar
( Manao dimmensions Perso ihany koa .)

Tsy mila cadre intsony ✅
Kalitao 100% ✅
Vita amin'ny PVC ✅

- Passez vos commandes sur Mp 💻
📧 Email : [email protected]
📞Tel : 037 68 207 05

✨ Nandritra iny taona 2025 iny , dia anisany nanampy t@ fanatsarana sy fandraisana anjara ary nanaingo ny Orinasa an'ila...
18/03/2026

✨ Nandritra iny taona 2025 iny , dia anisany nanampy t@ fanatsarana sy fandraisana anjara ary nanaingo ny Orinasa an'ilay vehivavy manja indrindra izahay ato Lune Déco . Cliente lehibe iray , ary dia nafinaritra dia nafinaritra tokoa ny niara niasa akaiky taminy ka tsy hay ny tsy hankasitraka sy hisaotra ary hahomby @ izay mbola ho ataonao anie ianao💐 .
Tsy iza mo izany fa i Ma-Luna 💥 misaotra nisy ❤️ Thank you thank you. 🙏🏻

Mbola mandray commande "Photo en PVC" foana ihany ko izahay , ary misokatra ny fiara-miasa @ ireo maniry hanatsara ny sallon de beauté eo @ lafiny sary! ,etc...

💥Panneau de bienvenue En PVC  ry zareo ann ..  mariage, fiançailles - Format 60x50cm : 30 000Ar Mbola misy dimmensions h...
17/03/2026

💥Panneau de bienvenue En PVC ry zareo ann ..
mariage, fiançailles

- Format 60x50cm : 30 000Ar
Mbola misy dimmensions hafa iany koa ! 🥰

Qualité 100% HD
📞Tel : 037 68 207 05
📧 Email : [email protected]
Mp plus d'infos.

Address

[email protected]
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lune Déco posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category