16/08/2025
✨🍕🍰 Tongasoa ato @ Délices by Yumii 🍰🍕✨
Coucou e! Faly be izahay manambara aminareo fa nisokatra izao ny page vaovao Délices by Yumii 😍.
👉 Eto ianao dia hahita Pizza super gourmandes 🍕 sy Gâteaux mamy be 🍰, vita am-pitiavana ho an’ny fotoana rehetra: anniversaires, fety, na dia soirée tsotra an-trano aza.
✅ Tsiro tena délices
✅ Prix accessible ho an’ny rehetra
✅ Vita madio & avec amour 💕
Manasa anareo hanaraka, hizarazara ary hanohana ity aventure vaovao ity 🙏.
Stay tuned fa mbola hisy surprises gourmandes ho avy tsy ho ela 🤎.
Avec amour,
Délices by Yumii ✨