Eco-drap Mada

Eco-drap Mada Prix a partir de 15000ar

🛏️ Eco-Drap Mada 🌿
💚 Le confort que tu veux, le prix que tu aimes
♻️ Draps recyclés & reconfectionnés
🚴 Livraison rapide disponible
🏚️Lieu de recuperation Amboditsiry

19/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ckeillie Mi, Andréace Hélène, Varotra Gros, Tonyah FY

🌸✨ ARRIVAGE VAOVAO ANDROANY ! ✨🌸🛏️ Tonga indray ireo drap sy linge de maison recyclés tsara kalitao avy amin'ny Eco-Drap...
18/08/2026

🌸✨ ARRIVAGE VAOVAO ANDROANY ! ✨🌸

🛏️ Tonga indray ireo drap sy linge de maison recyclés tsara kalitao avy amin'ny Eco-Drap Mada 💚

😍 Samy hafa ny motifs sy ny couleur,iray avy ihany isaky ny modèle!

💰 Prix doux — mety tsara ho an'izay te hanana fandriana tsara tarehy nefa tsy mandany vola be 🥰

📸 Jereo amin'ny sary ny arrivage androany ary fidio izay tianao ❤️

📩 Réservation en MP
🚚 Livraison possible na aiza na aiza

🌿 Eco-Drap Mada — Chic, doux, recyclé. 🌿

Bonsoir🔥 PRIX LIQUIDATION CHEZ ECO-DRAP MADA ! 🔥🛏️ IREO MODÈLES HITA AMIN'NY SARY IREO IHANY no DISPONIBLES amin'izao PR...
13/08/2026

Bonsoir

🔥 PRIX LIQUIDATION CHEZ ECO-DRAP MADA ! 🔥

🛏️ IREO MODÈLES HITA AMIN'NY SARY IREO IHANY no DISPONIBLES amin'izao PRIX LIQUIDATION izao 😍✨

💥 Drap housse + taie → 10000 Ar-13000ar
💥 Housse de couette + taies → 20 000 Ar
💥 Couvre-lit 3 places + taies → 20 000 Ar

⚠️ Stocks très limités !
Tsy hiverina amin'io prix io intsony rehefa lany ireo modèles ireo. 👀🔥

🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

📩 MP raha te haka na hanontany modèle disponible.

💚 Eco-Drap Mada — Chic, doux, recyclé. ♻️

☀️ Bonne journée à tous ! 💛Que votre journée soit douce, belle et remplie de belles surprises ✨🌿Eco-Drap Mada – Chic, do...
13/08/2026

☀️ Bonne journée à tous ! 💛

Que votre journée soit douce, belle et remplie de belles surprises ✨🌿

Eco-Drap Mada – Chic, doux, recyclé. ♻️

04/08/2026

Aza mba matokitoky an'itony statue itony 😀😀😀

26/07/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Fitiavana Febraya, Soa Nomenjanahary, Bon Choix, Ny Aina Razafy

Samia mahereza daholo havako aby 😆😆😆😆😆
08/07/2026

Samia mahereza daholo havako aby 😆😆😆😆😆

🤭 Indraindray tsy vola no mampamaly olona...📱 SMS iray dia tonga ny vola! 😂Niantso ramatoa iray anananako trosa aho omal...
06/07/2026

🤭 Indraindray tsy vola no mampamaly olona...
📱 SMS iray dia tonga ny vola! 😂

Niantso ramatoa iray anananako trosa aho omaly, nefa tsy namaly ny antso nataoko mihitsy izy.
Niantso azy mihoatra ny in-10 aho, fa tsy nisy valiny foana...
Dia nanapa-kevitra aho nandefa hafatra tsotra

"Salama. Tsy hoe hitaky ilay vola aho akory fa te hilaza aminao fotsiny fa teo an-tsena teo nisy tovovavy roa nifamono miady ny vadinao. Ady be mihitsy no nitranga ary farany dia nentin'ny vadinao any ilay iray sady notambatambaziny tsara 😊

Minitra vitsy tatỳ aoriana dia niantso ahy izy, saingy tsy noraisiko ny antsony. Nanao antso miverimberina izy, tsy nitsahatra...
Rehefa nojereko ny findaiko dia hitako fa nisy antso tsy voaray efa ho 50isa sy hafatra maherin'ny 20
ary ny farany dia hoe
"Taiza no nitrangan’izany ???Teo antsenanao ve?? Taiza izy ireo no nandeha ??? Fantatrao ve ireo tovovavy ireo ??? "
"Mba valio stp f marary be ny foko💔"

Novakiako ireo hafatra, nefa tsy namaly aho.
Dia niantso indray izy... misesisesy fa mbola tsy noraisiko ihany.

Farany dia nisy hafatra vaovao tonga hoe :
"Ato ilay volanao fa ao ve ianao fa ateriko any dia tantarao amiko amin'ny antsipirihany 😊?"

Dia izao no navaliko :
"Alefaso amin’ny Mobile Money ny vola.Dia antsoiko ianao avy eo dia miaraka isika fa hitako ny toerana nalehan'zareo"
Segondra vitsy tatỳ aoriana dia naharay hafatra aho hoe :
"Nahazo vola ........ Ar tamin’ny Mobile Money ianao..."

Nandefa message farany aho hoe :"Misaotra fa voaray ny vola fanamin'ny manaraka aho tonga any fa misy zavatra important be tsy maintsy ataoko indray izao."
Dia novonoiko ny findaiko 😂😂😂

05/07/2026

😄 Mahasoa ny miomehy!

😊 Mampihena ny adin-tsaina.
❤️ Mampitony ny fo.
🌸 Manatsara ny toe-po.
💪 Ary manome hery hiatrehana ny fiainana.

Koa ndao ary hihomehy sy hitsiky foana! 😁

04/07/2026

Na nanao ahoana na nanao ahoana journée anao androany dia Asio tsiky kely indray aloha 🥰😍🤩

Address

Antananarivo
Antananarivo

Opening Hours

Monday 21:00 - 17:00
Tuesday 21:00 - 17:00
Wednesday 21:00 - 17:00
Thursday 21:00 - 17:00
Friday 21:00 - 17:00
Saturday 21:00 - 17:00
Sunday 21:00 - 17:00

Telephone

+261340912753

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eco-drap Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share