Rohy's Taste

Rohy's Taste Pâtisserie, cocktail déjeunatoire et dinatoire

Gâteau tout choco Miam be!!!😍😍😍Merci pour votre confiance!!
27/04/2026

Gâteau tout choco Miam be!!!😍😍😍

Merci pour votre confiance!!

12/04/2026
Number cake décoré au chocolat!Un gâteau aussi beau que delicieux!!!!😍😍😋😋Rohy's Taste 034 64 057 49
26/03/2026

Number cake décoré au chocolat!
Un gâteau aussi beau que delicieux!!!!😍😍😋😋

Rohy's Taste 034 64 057 49

🎵🎵🎶🎶Demon hunter's cake🎵🎵🎶🎶🎶Rohy's Taste : 034 64 057 49
09/03/2026

🎵🎵🎶🎶Demon hunter's cake🎵🎵🎶🎶🎶

Rohy's Taste : 034 64 057 49

Am-pitiavana be hatrany    Contact: 034 64 057 49
25/02/2026

Am-pitiavana be hatrany




Contact: 034 64 057 49

Miarahaba antsika rehetra nahavita soa n'y taona 2025 ary nahatratra ity taona vaovao 2026 ity.Mirary n'y soa sy n'y Tsa...
01/01/2026

Miarahaba antsika rehetra nahavita soa n'y taona 2025 ary nahatratra ity taona vaovao 2026 ity.
Mirary n'y soa sy n'y Tsara indrindra ho antsika rehetra raha hamakivakivaky izao taona vaovao izao indray
Samia ho ambiniinjavamanasatra daholo ary hombam-pitahiana anie n'y fiainan'ny tsirairay.

Etoana dia mankasitraka erampo, erantsaina anareo mpanjifa izay nametraka fitokisana taminay hatrany, maminay loatra ianareo🥰🥰🥰.Ialàna tsiny ihany koa ireo TSY fetezana indraindray, hiezeaka n'y hanatsara hatrany izahay.

Hiaraka eto indray isika mandritra ity taona ity, vonona hatrany izahay hanome fahafahampo anareo ary hanolotra n'y Tsara indrindra avy aty aminay.

Samia hotahiana avokoa!!!

Ho tonkantrano soa e!!!!Mankasitraka nahatoky anay  hatrany!!Vonona hanome fahafahampo anareo izahay fa aza misalasala m...
05/12/2025

Ho tonkantrano soa e!!!!

Mankasitraka nahatoky anay hatrany!!

Vonona hanome fahafahampo anareo izahay fa aza misalasala mifandray aminay!

K&AFélicitations  à vous deux.Que du bonheur!!
05/12/2025

K&A
Félicitations à vous deux.
Que du bonheur!!

Coucou!Ampitiavana be hatrany no hizaranay ireto asa vita ireto ho anareo!!!Mankasitraka anareo mivady nahatoky anay!!Di...
05/12/2025

Coucou!
Ampitiavana be hatrany no hizaranay ireto asa vita ireto ho anareo!!!

Mankasitraka anareo mivady nahatoky anay!!
Dia mirary tokantrano sambatra ombam-piadanana ho anareo izahay!

Coucou!!Amin'ny alalan'ireto sary mamikely ireto indray no hiarahabana sy hirariana soa ho antsika rehetra izay mpanarak...
18/08/2025

Coucou!!

Amin'ny alalan'ireto sary mamikely ireto indray no hiarahabana sy hirariana soa ho antsika rehetra izay mpanaraka ny pejy, amin'izao herinandro vaovao izao.
Ireo indray ny asa vita, mankasitraka ireo nametraka fitokisana taminay hatrany.
Misokatra ho an'ny rehetra izahay koa aza misalasala mifandray aminay raha mahaliana anao.

Contact: 034 64 057 49

Address

Antananarivo

Telephone

+261346405749

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rohy's Taste posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share