Tsena Tsiro

Tsena Tsiro ๐‚๐จ๐š๐œ๐ก ๐ซ๐ž๐œ๐ž๐ญ๐ญ๐ž ๐›๐ฎ๐ฌ๐ข๐ง๐ž๐ฌ๐ฌ ๐Ÿด

๐€๐ฏ๐š๐๐ข๐ก๐จ ๐ก๐จ ๐Ÿ๐ข๐๐ข๐ซ๐š๐ฆ-๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ข๐ณ๐š๐ง๐š๐จ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ง๐๐ซ๐จ.
๐‘๐ž๐œ๐ž๐ญ๐ญ๐ž ๐ช๐ฎ๐š๐ฅ๐ข๐ญรฉ ๐ง๐š๐ญ๐š๐จ ๐š๐ก๐š๐ณ๐จ๐š๐ง๐š ๐ญ๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ง๐ฒ, ๐ฌ๐ž๐œ๐ซ๐ž๐ญ ๐ฏ๐ž๐ง๐ญ๐ž.

Fampianarana ๐•๐š๐ง ๐ญ๐š๐ง ๐ฆ๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐จ.Mora atao, tsy mila fitaovana be.Mp raha liana tompoko ๐Ÿฅฐ
08/06/2026

Fampianarana ๐•๐š๐ง ๐ญ๐š๐ง ๐ฆ๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐จ.

Mora atao, tsy mila fitaovana be.

Mp raha liana tompoko ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ“๐ŸŠ FANAMBOARANA Pร‚TES DE FRUITS ๐Ÿ‡๐ŸIty indray ny fanamboarana Pรขtes de Fruits tena mora atao nefa ahazoana tombony tsara ...
07/06/2026

๐Ÿ“๐ŸŠ FANAMBOARANA Pร‚TES DE FRUITS ๐Ÿ‡๐Ÿ

Ity indray ny fanamboarana Pรขtes de Fruits tena mora atao nefa ahazoana tombony tsara raha atao fitadiavam-bola. ๐Ÿ˜

๐Ÿ“Œ Ao amin'ny commentaire ny recette ary oh ๐Ÿฅฐ.

๐Ÿ’ฌ Raha mila fampianarana amin'ny antsipiriany momba ny fanamboarana sakafo sy goรปter isan-karazany , dia aza misalasala mandefa hafatra mivantana (MP).

FAMPIANARANA ๐ƒ๐ž๐ฆ๐ข-๐ฅ๐ฎ๐ง๐ž ๐ง๐š ๐๐š๐ฌ๐ญ๐ž๐ฅ ๐ŸฅŸ๐ŸฅŸAndao hianatra hiaraka aminay ny fomba fanamboarana Demi-lune matsiro sy mora karakar...
07/06/2026

FAMPIANARANA ๐ƒ๐ž๐ฆ๐ข-๐ฅ๐ฎ๐ง๐ž ๐ง๐š ๐๐š๐ฌ๐ญ๐ž๐ฅ ๐ŸฅŸ๐ŸฅŸ

Andao hianatra hiaraka aminay ny fomba fanamboarana Demi-lune matsiro sy mora karakaraina, tsy mila fitaovana sarotra akory.

โœ… Mora atao
โœ… Tsara tsiro
โœ… Azo amidy tsara hangalana tombony

๐Ÿ“ฉ Aza misalasala manatona ao aminโ€™ny MP raha liana ๐Ÿฅฐ

Fampianarana karazana sakafo maro be. ๐Ÿฅฉ๐ŸฅŸ๐ŸœAndao hianatra ato aminay ๐Ÿฅฐ๐‘๐จ๐ง-๐๐š๐ฌ๐จ๐ฉ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐จ (soupe chinoise, tamatave...), ๐›๐จ...
05/06/2026

Fampianarana karazana sakafo maro be. ๐Ÿฅฉ๐ŸฅŸ๐Ÿœ

Andao hianatra ato aminay ๐Ÿฅฐ

๐‘๐จ๐ง-๐๐š๐ฌ๐จ๐ฉ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐จ (soupe chinoise, tamatave...), ๐›๐จ๐ฎ๐ฅ๐ž๐ญ๐ญ๐ž ๐œ๐ก๐ข๐ง๐จ๐ข๐ฌ๐ž, ๐ญ๐ฌ๐š-๐ญ๐ฌ๐ข๐ฎ, ๐ฏ๐š๐ง ๐ญ๐š๐ง ๐ฌ๐ง๐ฌ...

Aza misalasala manatona ao amin'ny ๐Œ๐ฉ raha liana fa miandry anareo zahay ๐Ÿฅฐ

๐ŸŒŸ FAMPIANARANA CROQUETTE FEUILLETร‰ MATSIRO ๐ŸŒŸ.โœ… Mora amidyโœ… Ahazoana tombony tsaraAza misalasala fa tsy hanenenana ny mia...
05/06/2026

๐ŸŒŸ FAMPIANARANA CROQUETTE FEUILLETร‰ MATSIRO ๐ŸŒŸ.
โœ… Mora amidy
โœ… Ahazoana tombony tsara

Aza misalasala fa tsy hanenenana ny mianatra azy ity. Raha mitady activitรฉ mampidi-bola ianao dia safidy tsara ny Croquette Feuilletรฉ.

Marihina fa mila fitaovana manokana ny fanaovana azy, ary izahay dia sady mampianatra no mivarotra ilay fitaovana ilaina

๐Ÿ“ฉ Mp raha liana tompoko ๐Ÿฅฐ

05/06/2026
โœจ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€๐‘๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐๐€๐Ž ๐’๐€๐Œ๐๐Ž๐’๐€ & ๐๐„๐Œโœจ โ€ข ๐…๐จ๐ง๐จ๐ง๐ฒ manify sy mikarepoka tsaraโ€ข ๐…๐š๐ซ๐œ๐ž matsiro be ๐Ÿ˜‹๐Ÿ’ฐ Afaka atao business ahazoana...
04/06/2026

โœจ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€๐‘๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐๐€๐Ž ๐’๐€๐Œ๐๐Ž๐’๐€ & ๐๐„๐Œโœจ
โ€ข ๐…๐จ๐ง๐จ๐ง๐ฒ manify sy mikarepoka tsara
โ€ข ๐…๐š๐ซ๐œ๐ž matsiro be ๐Ÿ˜‹

๐Ÿ’ฐ Afaka atao business ahazoana tombony tsara.
โŒ Tsy mila machine
๐Ÿ  Azo atao ao an-trano
๐Ÿ“ฉ ๐Œ๐ raha liana tompoko
โœ… ๐‘น๐’†๐’„๐’†๐’•๐’•๐’† ๐’”๐’š ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’†๐’ ๐’๐’Š๐’ˆ๐’๐’† ๐Ÿฅฐ

FAMPIANARANA M**O MANGAHAZO MATSIRO KELY ๐Ÿ˜‹Ianareo koa ve efa nanandrana ity m**o mangahazo matsiro ity? ๐Ÿฅฐโœ… Tena matsiro ...
03/06/2026

FAMPIANARANA M**O MANGAHAZO MATSIRO KELY ๐Ÿ˜‹

Ianareo koa ve efa nanandrana ity m**o mangahazo matsiro ity? ๐Ÿฅฐ
โœ… Tena matsiro sy malefaka
โœ… Mora amboarina ao an-trano
โœ… Tsy mila akora sarotra
โœ… Azo atao business kely ahazoana tombony tsara

Aty aminay dia amidy 200 Ar izy ity, ary tena tian'ny olona. ๐Ÿ’ฐ

Raha te hianatra ny fomba fanamboarana azy sy hahazo ny recette feno dia aza misalasala mandefa MP ๐Ÿ“ฉ

Fampianarana ๐’๐€๐Š๐€๐…๐Ž ๐Œ๐€๐‘๐Ž ๐๐„..Ho anao izay liana sy tia manao sakafoIzahay dia afaka mampianatra karazana ,tsakitsaky,sak...
03/06/2026

Fampianarana ๐’๐€๐Š๐€๐…๐Ž ๐Œ๐€๐‘๐Ž ๐๐„..
Ho anao izay liana sy tia manao sakafo
Izahay dia afaka mampianatra karazana ,tsakitsaky,sakafo matsiro, fast food,goutรฉ sns...
Ao amin'ny Mp ny fanazavana tompoko ๐Ÿฅฐ

๐Ÿฐโœจ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€๐‘๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐ƒ๐„๐‹๐„๐ˆ๐๐„๐’ ๐Œ๐€๐“๐’๐ˆ๐‘๐Ž ๐’๐˜ ๐Œ๐€๐‹๐„๐…๐€๐Š๐€ โœจ๐ŸฐTe hahay hanao Madeleines matsiro kely, mipasaka tsara ary tian'ny mpan...
02/06/2026

๐Ÿฐโœจ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€๐‘๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐ƒ๐„๐‹๐„๐ˆ๐๐„๐’ ๐Œ๐€๐“๐’๐ˆ๐‘๐Ž ๐’๐˜ ๐Œ๐€๐‹๐„๐…๐€๐Š๐€ โœจ๐Ÿฐ
Te hahay hanao Madeleines matsiro kely, mipasaka tsara ary tian'ny mpanjifa ve ianao? ๐Ÿ˜
๐Ÿ“Œ Fampianarana tsotra sy mora arahina
๐Ÿ“Œ Azo atao tsara ho fitadiavam-bola.
๐Ÿ“Œ Recette sy torohevitra hahazoana vokatra tsara.

๐Ÿ’Œ Mp raha mila fanazavana na liana hianatra tompoko ๐Ÿฅฐ

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Tsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share