30/12/2025
tolory fanomezana ny olona akaiky anao sy ny namanao 💌
misy santionany vitsivitsy sy miavaka Kely ato amin'ny vidiny zakan'ny rehetra
Ho an'zay Mbola mitady fanomezana ary ,Mbola tsy tara ra izao, santionany ireo fa afaka manontany ra Mbola misy ato 👌
manao livraison
mandefa any amin'ny faritra
samy ho tahiana daholo 🥰💐