Kaez's shop

Kaez's shop ❤️🥰 Vente en détail et en gros 🥰❤️

👊Na dia tianay aza no manome tolotra hisafidiananareo rehefa hividy kiraro ianareo eto amin'ny pejy dia tsy hainay koa n...
05/09/2026

👊Na dia tianay aza no manome tolotra hisafidiananareo rehefa hividy kiraro ianareo eto amin'ny pejy dia tsy hainay koa ny tsy hankasitraka an'ireo izay nahatoky 💖🥰noho izany alefanay ireto retour vitsivitsy ireto mba hanentanana anao ihany koa izay tokony ahazo ny anjaranao ato amin'ny 👉 Kaez's shop 💖

misaotra betsaka antsika rehetra ❤️
vonona foana izahay handray anao am-pitiavana 🙏

🤍 Tsy mety lany MANJA 🤍Air force one tout blancen cuir 1 er choix 🤍pointure 36 hatramin'ny 43Afa- po foana vao mandoa vo...
04/09/2026

🤍 Tsy mety lany MANJA 🤍
Air force one tout blanc
en cuir 1 er choix 🤍
pointure 36 hatramin'ny 43
Afa- po foana vao mandoa vola ny ato aminay an!
Prix : 65.000Ar tsy mandoa frais du livraison 🎁❤️ Ary 70.000Ar raha sady sous carton
pointure 36 à 39 ( 7trous lacets )
ny pointure 40 à 43 ( 8 trous )
marihina fa vérifiable google avokoa

Manao livraison izahay Tana dia afaka mandefa any aminy faritany koa ...

omeko eto ny prix 😍na 1 er choix daholo aza dia : 75.000Ar anefa sady maimaim-poana no hanateranay azy any aminao ❤️😍mif...
04/09/2026

omeko eto ny prix 😍
na 1 er choix daholo aza dia : 75.000Ar anefa sady maimaim-poana no hanateranay azy any aminao ❤️😍
mifidy loko fotsiny sisa ianao
👊😍 tsy izany irery !!! ny fotsy dia misy fihenam- bidy mihoatra lavitra

Tolotra 🎁 Livraison GRATUITE🎁😍 ansaayyyeee e 😍samba ho any ankizy pointure 25 hatramin'ny 35 prix 🔥 45.000Ar 🔥cuir tsara...
04/09/2026

Tolotra 🎁 Livraison GRATUITE🎁

😍 ansaayyyeee e 😍
samba ho any ankizy
pointure 25 hatramin'ny 35
prix 🔥 45.000Ar 🔥
cuir tsara ireoooo an 💖

💖💖Nike Skate V1 💖💖Anisany kiraro tena tsara style sy qualité misy pointure 36 à 40 💖💖Prix : 85.000Ar Livraison maimaim-p...
03/09/2026

💖💖Nike Skate V1 💖💖
Anisany kiraro tena tsara style sy qualité
misy pointure 36 à 40 💖💖
Prix : 85.000Ar
Livraison maimaim-poana 🎁

Efa afaka mandray commande izahay izay te ahazo azy

🔥Mitady ilay vrai 1er choix ve ianao amin'ireto ?efa redisponible Indray izy izao ann💖💖New Balance 530prix :💖 100.000Ar ...
03/09/2026

🔥Mitady ilay vrai 1er choix ve ianao amin'ireto ?
efa redisponible Indray izy izao ann💖💖
New Balance 530
prix :💖 100.000Ar 💖
❌Prix promo io ho an'izay tara tamin'iny
Photo réelle daholo ....

Manao livraison izahay Tana & Faritany

💖💖 vente à perte  fa défaut de pointure 💖💖❌50.000Ar ❌💖pointure 41 aiza koa no ahita ? 🎉jord 13 Gris en cuir
31/08/2026

💖💖 vente à perte fa défaut de pointure 💖💖
❌50.000Ar ❌💖
pointure 41
aiza koa no ahita ? 🎉
jord 13 Gris
en cuir

💖💖air Jordan 13 💖💖🎁Promo : 60.000 Ariary 🎁ireo avy ny couleurs Afaka miditra MP avy hatranycommande tsara mba avant 9h n...
29/08/2026

💖💖air Jordan 13 💖💖
🎁Promo : 60.000 Ariary 🎁
ireo avy ny couleurs
Afaka miditra MP avy hatrany
commande tsara mba avant 9h na 1j avant 💖
Livraison Tana & Province

❌Stock épuisé❌❤️JORD one ❤️Soldé à : 35.000ar livraison gratuite centre ville 🥰Mifarana amin'ity semaine ity io promotio...
27/08/2026

❌Stock épuisé❌

❤️JORD one ❤️
Soldé à : 35.000ar
livraison gratuite centre ville 🥰

Mifarana amin'ity semaine ity io promotion io fa araraoty 🔥

🤎🤎Tsara anie ny marron eh🤎🤎En daim matière PUMA suede XL marqueconfortable ✨mety amin'ny tenues rehetra 🎉
27/08/2026

🤎🤎Tsara anie ny marron eh🤎🤎
En daim matière
PUMA suede XL marque
confortable ✨
mety amin'ny tenues rehetra 🎉

Address

Antananarivo

Telephone

+261330678198

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaez's shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kaez's shop:

Shortcuts

Share