𝑺𝒘𝒆𝒆𝒕𝒊𝒕𝒂

𝑺𝒘𝒆𝒆𝒕𝒊𝒕𝒂 Nous sommes un small business spécialisé dans la vente de mignonneries qui feront fondre votre cœur.

❌AUTOCOLLANTS DISPONIBLES DE SUITE❌Afaka tonga mijery an'ilay izy ety Ankadifotsy ianareo dia izay tinareo no safidinare...
13/09/2023

❌AUTOCOLLANTS DISPONIBLES DE SUITE❌

Afaka tonga mijery an'ilay izy ety Ankadifotsy ianareo dia izay tinareo no safidinareo🥹. Na afaka atao livraison ihany koa
⭐1.500 Ar / planche,
🌟1.000 Ar si plus de 5

Livraison à partir de 3.000 Ar

Arahabaina i Fyh Sarobidy  izay voasarika androany ka nahazo planches de stickers 03 🫶🏻Manasa anao hiditra hafatra miafi...
06/09/2023

Arahabaina i Fyh Sarobidy izay voasarika androany ka nahazo planches de stickers 03 🫶🏻
Manasa anao hiditra hafatra miafina

Aza kivy ny ambiny fa mety hisy jeu manaraka ndray ato raha betsabetsaka ianareo❤

Mitady cadeau d'anniversaire ve nareeeo? Ity misy porte-clés personnalisable mamy kely sady mora bee🥺Alefanareo aminay f...
02/09/2023

Mitady cadeau d'anniversaire ve nareeeo? Ity misy porte-clés personnalisable mamy kely sady mora bee🥺

Alefanareo aminay fotsiny izay sary tianareo alefa dia vita ilay izy après 2 jours au maximum 🤗

• Sary 4 ( sarin'olona, soratra, hira, etc...)
• Plastifié leizy mba tsy ho simban'ny rano
• Recto-verso
• 3.500 Ar ( tena mora ange oa )

Iza avy ilay teraka volana Septembre fa asintsika réduction kely nen'ery zareo? 👉👈

Kamokamo andoha frais de livraison? 😩Afaka itanareo ery amin'ny gare Soarano stand numéro 9 ireto poulpes mamikely ireto...
30/08/2023

Kamokamo andoha frais de livraison? 😩

Afaka itanareo ery amin'ny gare Soarano stand numéro 9 ireto poulpes mamikely ireto manomboka androany ka hatramin'ny Asabotsy🥹

‼ stock limité ‼

𝗤𝘂𝗶 𝗲𝘀𝘁 𝗽𝗮𝗿𝘁𝗮𝗻𝘁 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝘂𝗻 𝗽𝗲𝘁𝗶𝘁 𝗷𝗲𝘂? Indications:• Porte-clés 🗝• Convaincre 🤝🏽• Amis 👨‍👩‍👦‍👦• Chrono ⏳
29/08/2023

𝗤𝘂𝗶 𝗲𝘀𝘁 𝗽𝗮𝗿𝘁𝗮𝗻𝘁 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝘂𝗻 𝗽𝗲𝘁𝗶𝘁 𝗷𝗲𝘂?

Indications:
• Porte-clés 🗝
• Convaincre 🤝🏽
• Amis 👨‍👩‍👦‍👦
• Chrono ⏳

Jerenareo ange le stickers 🤩Mbola bedebe ny modèle ato aminay azo isafidianana tsara😉• 1.500 Ar / planche• Disponible su...
28/08/2023

Jerenareo ange le stickers 🤩

Mbola bedebe ny modèle ato aminay azo isafidianana tsara😉

• 1.500 Ar / planche
• Disponible sur commande
• Manao livraison
• Afaka alaina ety Ankadifotsy

Mitohy ny fandraisana commande ho an'ny porte-clés personnalisables ohh🥰🌼 Sary 4  izay tinao ( sarin'olona, hira, soratr...
21/08/2023

Mitohy ny fandraisana commande ho an'ny porte-clés personnalisables ohh🥰

🌼 Sary 4 izay tinao ( sarin'olona, hira, soratra ... )
🌼 Recto-Verso
🌼 Plastifié
🌼 3.500 Ar/4 photos

📍Ankadifotsy

✨Porte-clés personnalisables✨Les photos de votre choix en porte-clésCommandez dès maintenant pour une dose d'originalité...
18/08/2023

✨Porte-clés personnalisables✨

Les photos de votre choix en porte-clés

Commandez dès maintenant pour une dose d'originalité au quotidien

🏷 3.500 Ar
👉🏽 4 photos au maximum
👉🏽 Recto-verso

❌SOLD OUT❌Des poulpes reversibles pour les petites copines super en colère 😡!! Allez les filles, taguez vos gars pour qu...
09/08/2023

❌SOLD OUT❌

Des poulpes reversibles pour les petites copines super en colère 😡!!

Allez les filles, taguez vos gars pour qu'ils vous achètent ça!!😂

📍À récupérer à Ankadifotsy ou à livrer

Ianareo koa ve leo be fa tsy misy originalité mihitsy ny fournitures scolaires anareo? 😩Dia ny téléphone sy ny pc anareo...
13/09/2022

Ianareo koa ve leo be fa tsy misy originalité mihitsy ny fournitures scolaires anareo? 😩
Dia ny téléphone sy ny pc anareo koa ve tsy mba misy haingokaingony ? 🥲

Tsy aleonareo ve mba décorena amitony stickers itony? 1.000 Ariary fotsiny anie ny planche e sady amin'ity herinandro ity sisa an...

Stickers mafatifaty kely🥹🏷1.500 Ariary/planche
08/09/2022

Stickers mafatifaty kely🥹

🏷1.500 Ariary/planche

Address

Ankadifotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑺𝒘𝒆𝒆𝒕𝒊𝒕𝒂 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 𝑺𝒘𝒆𝒆𝒕𝒊𝒕𝒂:

Share