Bazar Gasy en ligne

Bazar Gasy en ligne VENTE EN LIGNE
Livraison Tana /Province
☎️ 032 76 787 42

18/03/2026

Horakoraka be ho an'ireo mpankafy be ahy vaovao indrindra! Miora Fitia, Tojo Tojonyavo Marideliah Tojo, Clarck Zo Vololoniaina, Wyria Orc, Miorah Razafy, Œ Aina Andyæ, Raharimalala Princia Miangaly, Nadiah Mirah

Un grand merci 🙏🙏 à mes nouveaux followers ! Soaravo Mahalia, ۦۦ Prisca, Sciunn Lodman
24/01/2026

Un grand merci 🙏🙏 à mes nouveaux followers ! Soaravo Mahalia, ۦۦ Prisca, Sciunn Lodman

Nouvelles dates des examens officielles 2025-2026 (CEPE - BEPC - BACCALAURÉAT )
21/01/2026

Nouvelles dates des examens officielles 2025-2026 (CEPE - BEPC - BACCALAURÉAT )

𝟐𝟎 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 |
𝐓𝐞𝐭𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐝𝐢𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚.

18/01/2026
Date d'examen officiel (CEPE/BEPC/BACCALAURÉAT 2026)
15/01/2026

Date d'examen officiel (CEPE/BEPC/BACCALAURÉAT 2026)

15/01/2026

HO ANAREO HANALA FANADINANA

1/ Mahaiza mandamina fotoana hianarana, hialana voly, sns...ataovy betsaka ny fotoana hianarana.
2/ Mahaiza mijery namana hitarika anao amin'ny fahombiazana
3/ Fehezo ny fampiasana finday, misy tombontsoa maro manampy amin'ny fianarana io fa raha tsy mbola voafehy dia tsara ferana ny fampiasana azy.
4/ Izao dia efa ezaho ho ara-pahasalamana sy hisy vokatra tsara amin'ny fitadidiana ny sakafo.
5/ Mila mifantoka foana amin'ny fianarana, amin'ny tanjona hotratrarina, ary miezaka mafy miady amin'ny fakam-panahy maro hamily ny lalanao tsy hizotra hanatratra izany tanjona izany.

Ianao no ataovy mpifaninana aminao fa tsy ny hafa. Mahombiaza amin'ity taom-pianarana ity.

Mirary soa hatrany!

Ranty indrana

 𝗛𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮𝗱𝗿𝗼𝗻_𝗻𝘆_𝗮𝘀𝗮_𝘀𝗼𝘀𝗶𝗮𝗹𝘆_𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗜 Antsoina isika Tanora sy olondehibe, ho tonga amin'ny Hetsika Sosialy ahitana Tolot...
14/01/2026


𝗛𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮𝗱𝗿𝗼𝗻_𝗻𝘆_𝗮𝘀𝗮_𝘀𝗼𝘀𝗶𝗮𝗹𝘆_𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗜

Antsoina isika Tanora sy olondehibe, ho tonga amin'ny Hetsika Sosialy ahitana Tolotr'asa sy Orinasa ahafahana manatsara ny fiainana.

FIOFANANA PRATIKA ARAK'ASA SY ARA-PIHARIANA ATOLOTRA HO ANTSIKA

🎉 :

✅ 8h à 10h : Fanompoampivavahana fanokafana

✅ 11h à 13h : Ny CV, LM ary entretien d'embauche - mahomby 100 %

👉 iarahana amin'i Herizo RAJAOARISOA, CEO ary mpanorina ny HUMAN CART'OFFICE

✅ 13h à 14h : Ahoana no hahafantarako ny fianarana na asa (na business) tena hampivelatra ahy ?

👉 iarahana amin'i Miora Aline RAJAONARIVO, Consultante en Orientation, certifiée par CAREER DIRECT

✅ 14h à 16h30 : Fampiofanana arak'asa -

👉 iarahana amin'i Ministère de l'enseignement technique et de la formation professionnelle

-----

🎉 :

✅ 8h à 10h : Fomba hiomanana raha hiasa any ivelany

👉 iarahana amin'i Ladinintsoa RAZAFINDRAKOTO, mpanorina ny SOURCING CORPORATION

✅ 10h à 11h30 : Fiharin-karena araka ny Soratra Masina

👉 iarahana amin'i Faly RAFIEFERANA, Mpanabe

✅ 12h à 14h : "Mahay mitantana vola, manana ho avy milamina"

👉 Fanabeazana ara-bola iarahana amin'i Harisendra Seheno RANARISON,
Mpandraharaha, Mpampiofana
Formateur certifié par le RED ( Réseau d'entreprises de Développement)

✅ 14h à 16h30 : Fampiofanana arak'asa

👉 iarahana amin'i Ministère de l'enseignement technique et de la formation professionnelle

----

🎉🎉

✅ 8h à 10h : Manangana orinasa miainga amin'ny tsy misy

👉 iarahana amin'i Falihery RAMAKAVELO, Directeur chez VATEL Madagascar

✅ 10h à 11h30 : Fanabeazana miabo ho an'ny ankohonana

👉 iarahana amin'i Faly RAFIEFERANA, Mpanabe

✅ 12h à 14h : Dingana fananganana orinasa (PME)

👉 iarahana amin'i Bakovololona RAOBADIA, Mpandraharaha, Mpampiofana

✅ 14h à 16h : Tanora tsara fihary, manan-kialofana rehefa lehibe

👉 iarahana amin'i Lily Rafaralahy, Mpandraharaha, Minisitre du Tourisme et de l'Artisanat

🚩 : Stade Barea Mahamasina

‼️ Tsy misy vidim-pidirana, taomy ny namana 👍

Nindramina

Norombahan'i Madagasikara ny amboara AFRIMA MUSIC AWARDS izay hisafidianana ny vehivavy mahay mihira indrindra aty Afrik...
13/01/2026

Norombahan'i Madagasikara ny amboara AFRIMA MUSIC AWARDS izay hisafidianana ny vehivavy mahay mihira indrindra aty Afrika tamin'ny alalan'i Denise ( Hira : Matoky Zanahary)

Félicitations dia mirary soa hatrany

Sary indrana

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261327678742

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bazar Gasy en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share