Agapè Ambanidia

Agapè Ambanidia Agapè Christian Creative Store Ambanidia

📚✨ Hello les book-lovers !📚✨Mitady boky tsara vakiana ve ianao ? Ireto ary misy boky maro isan-karazany, mahaliana sy ma...
13/02/2026

📚✨ Hello les book-lovers !📚✨

Mitady boky tsara vakiana ve ianao ?
Ireto ary misy boky maro isan-karazany, mahaliana sy mahasoa, mikasika lafim-piainana maro — Maro hisafidianana ho an’izay tia mianatra sy mitady aingam-panahy! 💡📖

🧶Misy koa marque-pages vita amin’ny crochet 🌸— kanto, miavaka kely, ary mety tsara hanamarihana ny pejy ankafizinao❤️

📍 Toerana: Ambanidia (25 m miala an’i Supermaki)
📞 Contact: 038 82 490 51

👉 Tongava mitsidika, safidio ny boky tianao, ary ento mody ny fahafinaretan’ny famakiana azy! 🌟

Shalom e!!😁Mpanao tsato-piso ve ianao rehefa hoe hamaky Baiboly??👀Manampy anao ny Fikambanana Mpiara-Mamaky ny Baiboly a...
03/02/2026

Shalom e!!😁
Mpanao tsato-piso ve ianao rehefa hoe hamaky Baiboly??👀
Manampy anao ny Fikambanana Mpiara-Mamaky ny Baiboly amin'ireto Mana isanandro ireto izay azonao jifainao ety amin’ny Agapè Ambanidia📝
Misy karazany roa izy ató:
☘️Karatra misy ireo teny vakina isanandro mandritra ny taona
☘️Boky ahitana fanazavana ny teny novakiana
À récupérer ihany izy ity a🙏ary misy porte clé cadeau ho anao izay manjifa izany

"L'Éternel bénit la demeure des justes" ✨Proverbes 3 : 33 📖Shalom ! 🤍🕊️Ireto indray ary ireo haingon-trano fatao amin'ny...
15/01/2026

"L'Éternel bénit la demeure des justes" ✨
Proverbes 3 : 33 📖

Shalom ! 🤍🕊️

Ireto indray ary ireo haingon-trano fatao amin'ny rindrina 🖼️✨,
vita amin'ny PVC 3mm d'épaisseur 💪

Afaka atao ao amin'ny Salon 🛋️,
ao amin'ny birao 🏢,
ao amin'ny hefitrano fandriana 🛏️,

Misy ihany koa ireo boky sy ireo articles Kristiana maro afaka atao fanomezana! ✨

Efa misy adhésif double face transparent 📌 ampiarahanay aminy ampy hipetahany !

Raha liana ianao dia aza misalasala manantona amin'ny MP 📩,
na miantso ny 📞 038 82 490 51
na ny 📞 034 93 820 79

📍 Récupération : Ambanidia à 50 m du supermaki
🚚 Livraison des commandes de plus de 25 000 Ar
📦 Tana, Afaka mandefa faritra ihany koa ! ✨

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00

Telephone

+261387058657

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agapè Ambanidia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Agapè Ambanidia:

Shortcuts

Share