TSARA LAMBA

TSARA LAMBA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TSARA LAMBA, Antananarivo.

🔉VENTE EN GROS ET EN DÉTAIL 🔉 ☎️0344729798,0329722953 👇 Abonnez-vous 👍🤗

18/06/2026

Live manjabe🤩

👋 Salama daholo ry malala aa!🙏 Mankasitraka anareo rehetra tamin’ny fanohanana sy ny achat nataonareo teto aminay ki a. ...
17/06/2026

👋 Salama daholo ry malala aa!

🙏 Mankasitraka anareo rehetra tamin’ny fanohanana sy ny achat nataonareo teto aminay ki a. 🥰

💬 Ho anareo efa nividy teto, mba avelao ao anaty commentaire ny avis-nao raha nahafa-po anareo ny vokatra sy ny serivisy nomenay.

❤️ Misaotra betsaka amin’ny fitokisana hatrany! 🙏✨

▶️ TSARA LAMBA ETO FONA HO ANAREO⏸️❤️

17/06/2026

Live mixte isika zao ki ry malala

🌸 Robe Boubou Bretelle 🌸✨ Tsara kely sady mahafinaritra entina isan'andro na amin'ny fivoahana.🎨 Misy loko maro isan-kar...
16/06/2026

🌸 Robe Boubou Bretelle 🌸

✨ Tsara kely sady mahafinaritra entina isan'andro na amin'ny fivoahana.

🎨 Misy loko maro isan-karazany araka ny safidinao.

💰 Vidiny : 20.000 Ar

📩 MP raha hanao commande

🚚 Livraison disponible manerana an'i Tana sy ny Provinces

⚠️ Aza tara manao jp fa vitsy2 ny stock!❤️

✨ Ensemble Short 3 pièces ✨🎨 Loko misy : 🤍 Blanc 🤎 Beige 🐫 Camel ❤️ Grenat 💙 Bleu ciel💰 Vidiny : 30.000 Ar⚠️ Vitsy sisa ...
16/06/2026

✨ Ensemble Short 3 pièces ✨

🎨 Loko misy : 🤍 Blanc 🤎 Beige 🐫 Camel ❤️ Grenat 💙 Bleu ciel

💰 Vidiny : 30.000 Ar

⚠️ Vitsy sisa ny stock, koa aza tara fa alefaso avy hatrany ny commande-nao!

🚚 Livraison disponible manerana an'i Tana sy ny Provinces.

✅️ Live dans 15mn 😘☝️ Aza adino ny partage betsaka azahona le surprise aa😊👋
16/06/2026

✅️ Live dans 15mn 😘

☝️ Aza adino ny partage betsaka azahona le surprise aa😊👋

16/06/2026

Live arrivage + promo tsika zao😍🤗

⏸️ LIVE ARRIVAGE DANS UN INSTANT▶️✅️ Aza tara fa vaovao maro be ato aa☝️👌Prix mahagaga
16/06/2026

⏸️ LIVE ARRIVAGE DANS UN INSTANT▶️

✅️ Aza tara fa vaovao maro be ato aa☝️👌

Prix mahagaga




Address

Antananarivo

Telephone

+261344729798

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSARA LAMBA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TSARA LAMBA:

Share