Tia-TaniManja

Tia-TaniManja Livraison à partir de 2000 ar.

Miarahaba anao tongasoa eto amin'ny pejy🙂

🏺Ity pejy ity dia natokana hanehoana sy hivarotana ireo karazana vases pour décoration intérieure/extérieure vita amin'ny tanimanga izay vokarinay.
🏺Ankoatra ireo vokatra efa vita izay mivoaka eto amin'ny pejy dia mandray commande ihany koa izahay amin'ny endrika sy isa izay mety aminao manodidina ny décoration vita amin'ny tanimanga.
🏺Sary tena izy (pho

tos réelles) avokoa ireo mivoaka eto @ pejy ary azonao jifaina avy hatrany raha tsy misy hoe "Réservé" na "Vendu".
🏺Manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay.

Hey,, Dispo ireto ka mp avy hatrany raha mahaliana anareo😌☺️
16/08/2025

Hey,, Dispo ireto ka mp avy hatrany raha mahaliana anareo😌☺️

FIER MADA 26ème Édition😍 Ho antsika mitady vase à motif miavaka, personnalisé  maro samihafa....ety  Makis andohatapenak...
06/08/2025

FIER MADA 26ème Édition😍
Ho antsika mitady vase à motif miavaka, personnalisé maro samihafa....ety Makis andohatapenaka ny fotoana ary fa tongava maro☺️ pendant 5 jours be izao...TSY MISY VIDIM-PIDIRANA😊

OFFREZ UN CADEAU 🎁 FAIT MAIN AVEC AMOUR!❤️Découvrez nos pièces de poterie artisanale🏺, uniques et pleines de charme🥰🥰, p...
22/05/2025

OFFREZ UN CADEAU 🎁 FAIT MAIN AVEC AMOUR!❤️

Découvrez nos pièces de poterie artisanale🏺, uniques et pleines de charme🥰🥰, parfaites pour dire "je t'aime" à maman🫶🏻🫶🏻🫶🏻. Chaque création est faite avec passion pour rendre cette journée encore plus spéciale.🎊🎉🎊🎉

Prix à partir de 6.000 Ar seulement.
Disponible de suite.
Livraison possible à partir de 3.000 Ar.

💙🩵🩷🤍 Hellooooo !! 🤍🩷🩵💙🪴🪴Nous vous présentons quelques réalisations effectuées pour une cliente fidèle😍. Des nuances de c...
27/03/2025

💙🩵🩷🤍 Hellooooo !! 🤍🩷🩵💙🪴🪴
Nous vous présentons quelques réalisations effectuées pour une cliente fidèle😍. Des nuances de couleur sur de magnifiques petits pots, ainsi que des "Mots pour vous motiver chaque jour".

Si vous souhaitez en avoir également, n'hésitez pas à passer commande.💐

Des Motivations pour ce Lundi😘🤎💓Petits pot, disponible de suite, seulement 6000ar/pièceDimensions 10X10cm
17/03/2025

Des Motivations pour ce Lundi😘🤎💓
Petits pot, disponible de suite, seulement 6000ar/pièce
Dimensions 10X10cm

❤️❤️❤️Miarahaba ny mpanaraka ny pejy❤️❤️❤️Safidio izay tiana @ ireto vokatra vaovao manja kely ireto dia aza misalasala ...
12/02/2025

❤️❤️❤️Miarahaba ny mpanaraka ny pejy❤️❤️❤️
Safidio izay tiana @ ireto vokatra vaovao manja kely ireto dia aza misalasala miditra MP☺️
Livraison à partir de 3.000ar

02/11/2024
Tongava maro ety  aux plantes ety  des sports Mahamasina fa manao réduction zahay  rehetra ato🎊🎊🎊Androany no farany  foi...
02/11/2024

Tongava maro ety aux plantes ety des sports Mahamasina fa manao réduction zahay rehetra ato🎊🎊🎊
Androany no farany foire ty ka araraoty ary 😁
3000ar dia efa mahazo 🎉

Mbola ety  aux plantes foana izahay h@ rahampitso fa tongava maro oohh ☺️
01/11/2024

Mbola ety aux plantes foana izahay h@ rahampitso fa tongava maro oohh ☺️

Tongava maro ety  des sports Mahamasina Androany, mbola mitohy rahampitso ary mifarana sabotsy
31/10/2024

Tongava maro ety des sports Mahamasina
Androany, mbola mitohy rahampitso ary mifarana sabotsy

Argile & co dia mandray anjara ato  aux plantes eto  des sports Mahamasina ☺️ Manomboka androany 30 octobre ka h@ 2 Nove...
30/10/2024

Argile & co dia mandray anjara ato aux plantes eto des sports Mahamasina ☺️ Manomboka androany 30 octobre ka h@ 2 Novembre ho avy izao.
Misokatra isan'andro ny stand ho an'izay te hitsidika sy hanjifa ny asa-tanana vita Malagasy😍
Manasa antsika ho tonga maro eto numéro 30

Address

Ambatolampy Ambohibao
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia-TaniManja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share