04/11/2025
🐔 𝙁𝘼 𝙈𝘼𝙉𝙄𝙉𝙊𝙉𝘼 𝙉𝙊 𝙇𝘼𝙁𝙊 𝙄𝙍𝙀𝙉𝙔 “𝙆𝙐𝙍𝙊𝙄𝙇𝙀𝙍” 𝙎𝙔 “𝙂𝙊𝙇𝙄𝘼𝙏𝙃” 𝙄𝙍𝙀𝙉𝙔? 🤔
Matetika rehefa mahita publication misy hoe Kuroiler na Goliath isika dia mahita sary manintona be, dia tonga dia manontany prix d somary gaga ihany:
👉 “𝙁𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙞𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙡𝙖𝙛𝙤 𝙗𝙚 𝙚?” 😅
💡 𝙏𝙨𝙖𝙧𝙖 𝙝𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙩𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙛𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙖𝙠𝙤𝙝𝙤 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙙𝙞𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙖𝙠𝙤𝙝𝙤 𝙜𝙖𝙨𝙮 𝙩𝙨𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙠𝙤𝙧𝙮 𝙛𝙖 𝙠𝙖𝙧𝙖𝙯𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙠𝙤𝙝𝙤 𝙝𝙖𝙞𝙣𝙜𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙩𝙤𝙢𝙗𝙤 𝙨𝙮 𝙖𝙫𝙤 𝙫𝙤𝙠𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙫𝙮 𝙖𝙣𝙮 𝙄𝙣𝙙𝙚(Kuroiler), 𝘽é𝙣𝙞𝙣 (Goliath),𝙖𝙧𝙮 𝙁𝙧𝙖𝙣𝙘𝙚(Sasso).
➡️ 𝙉𝙮 𝙩𝙤𝙢𝙗𝙤𝙣𝙮 𝙡𝙚𝙝𝙞𝙗𝙚?
Ao anatin’ny 2 𝙫𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙤𝙣𝙟𝙖 dia efa 𝙢𝙖𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 1,7–2 𝙠𝙜 💯
Mahazaka 𝙖𝙧𝙚𝙩𝙞𝙣𝙖 sy toetr’andro 𝙨𝙖𝙢𝙞𝙝𝙖𝙛𝙖💯
Ny vavy 𝓭𝓲𝓪 ᴍᴀɴᴀᴛᴏᴅʏ ʟᴀᴠᴀ ᴍᴀɴᴏᴍʙᴏᴋᴀ 4 ᴠᴏʟᴀɴᴀ ary ny 𝐥𝐚𝐡𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐠𝐞𝐳𝐚 𝐛 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 11𝐤𝐠 anefa tsara nofo 😋
Raha akoho gasy, dia mila 6 mbolana vao tonga 1,5kg .
➡️ 𝐈𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐚𝐳𝐲 𝐡𝐨 𝐥𝐚𝐟𝐨 𝐤𝐨𝐤𝐨𝐚 — 𝐬𝐚𝐭𝐫𝐢𝐚 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚, 𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚, 𝐬𝐲 𝐤𝐚𝐥𝐢𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐤𝐨𝐚.
➡️✅ Raha te hahazo tombony haingana amin’ny fiompiana ianao, dia 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙠𝙖𝙧𝙖𝙯𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙣𝙤 𝙨𝙖𝙛𝙞𝙙𝙮 𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖— fa tsara ihany koa ny manam-pahalalana tsara alohan’ny hividianana.
💬 𝘼𝙯𝙖 𝙝𝙖𝙙𝙞𝙣𝙤: 𝙉𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙡𝙖𝙡𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙫𝙤𝙡𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙡𝙤𝙝𝙖𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙤𝙢𝙥𝙞𝙖𝙣𝙖💯!