Mi Jalebi

Mi Jalebi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi Jalebi, Antananarivo.

🍯 Hafa mihitsy ny Jaleby mamy sy manitra!Mikarakara lanonana, fivoriam-pianakaviana, na te-hanome tsindrin-tsakafo manok...
14/01/2026

🍯 Hafa mihitsy ny Jaleby mamy sy manitra!
Mikarakara lanonana, fivoriam-pianakaviana, na te-hanome tsindrin-tsakafo manokana?
Mi Jalebi dia manome jaleby vita tanana, azo amboarina araka ny habeny sy ny safidinao.
Paquet 10 pièces = 5,000 Ar
Livraison ho an'ny Sabotsy Namehana sy manodidina :2,000 Ar
Misy commande manokana ho an’ny fety sy lanonana.
Alefa 2 andro mialoha ny commande
👉 Antsoy: **033 92 949 35** na mandefasa hafatra eto amin’ny pejy.


Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi Jalebi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share