TELSI shop

TELSI shop Vente des articles en gros et détails

💎✨ DESTOCKAGE LEHIBE – Bijoux Inoxydable ✨💎Ry namana malala 😍, izao no fotoana tsara indrindra hanavaozana ny style-nao!...
09/04/2026

💎✨ DESTOCKAGE LEHIBE – Bijoux Inoxydable ✨💎

Ry namana malala 😍, izao no fotoana tsara indrindra hanavaozana ny style-nao! N'a Mbola hivarotra aza, araraoty

🔥 Bijoux inoxydable kalitao tsara
🔥 Tsy harafesina, maharitra ela
🔥 Mety amin’ny occasion rehetra (sortie, fête, na isan’andro)

💥 PRIX UNIQUE : 7 000 Ar fotsiny !! 💥
(Eny e, mora be nefa tena tsara kalitao 😱)

🚚 Misy livraison – tsy mila mivoaka akory ianao 😉
📍 Lieu de récupération : Manakambahiny cité
📞 Contact : 034 02 186 19

⚠️ Stock voafetra – izay tonga aloha no mahazo tsara indrindra!

👉 Aza miandry ela, alefaso dieny izao ny commande-nao ary mamirapirata amin’ny bijoux tsara tarehy 💖✨

Iza no Mbola tsy nahita fanomezana ho an'ny olon-tiany? Ireto misy bague pour couple sy bague de fiançailles tsara bé Sa...
04/02/2026

Iza no Mbola tsy nahita fanomezana ho an'ny olon-tiany? Ireto misy bague pour couple sy bague de fiançailles tsara bé Sady prix abordable an, matière inoxydable
10 000ar fotsiny
Mp avy hatrany
Taille disponible : 7 et 8

04/02/2026

Bonjour daholo e, elaela Kely isika tsy nitafa tato amin'ny pejy noho n'y fandaminana Kely, hiverina isika izao Ary mampanantena zava-baovao ho antsika mpanaraka n'y pejy rehetra, n'y bijoux inoxydable Mbola misy foana Sady hataontsika PROMO bé amin'izao fetin'ny mpifankatia izao, hisy cadeau ho zaraina ho an'izay mpanaraka mavitrika

04/02/2026

Bonjour daholo o! Elaela isika

Address

Antananarivo

Telephone

+261340218619

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TELSI shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share