Faly am' koja

Faly am' koja Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Faly am' koja, Home decor, Antananarivo.

Miarahaba antsika mpanjifa rehetra  . Nanomboka androany 01 Avril 2026 dia niakatra avokoa  ny vokatra vokarin'ny SFOI r...
01/04/2026

Miarahaba antsika mpanjifa rehetra . Nanomboka androany 01 Avril 2026 dia niakatra avokoa ny vokatra vokarin'ny SFOI rehetra ka voatery izahay manova n'y prix an'ireo Pack vokarin'ny SFOI misy ato aminay . Ka ireo Pack koveta sy seau SFOI Téo aloha 25000 ar dia lasa 27000 ar Ary Ilay bac à linge s'y fut 30000 ar Dia lasa 32000 ar. Mankasitraka indrindra Tompoko 🙏

Aty daholo ndray maso oh 😍                         couvert (24 pièces ) 15000 Ar 🥰Sady Tsara Kely no Matevina tsara no m...
25/01/2026

Aty daholo ndray maso oh 😍 couvert (24 pièces ) 15000 Ar 🥰
Sady Tsara Kely no Matevina tsara no mbola Mora be 🥰
Afaka atao( 12 cuillères + 12 fourchettes) na ( 24 cuillères daholo ) Zay tinao dia mety foana 😍
Mp ou 📞0349197632
(mandefa @ faritra )

Pack Pack FANAVAOZANA 🥰 kojakoja ilaintsika andavanandro 🥰 Pack 1✓Cuvette MM( fanasana lamba)+ Cuvette GM ( fanasana lov...
15/12/2025

Pack Pack FANAVAOZANA 🥰 kojakoja ilaintsika andavanandro 🥰

Pack 1✓Cuvette MM( fanasana lamba)+ Cuvette GM ( fanasana lovia) +Seau 2 ( 12 l) SFOI avokoa izy 4

Pack 2✓Poubelle + pelle+ Balais+ rasta

Pack 3✓Porte vaisselle+ carafe+ passoire+ Couvert ( 6pers)

Pack 4✓fut( fanangonana rano n'a vary) + Bac à linge

Couleur : Bleu,Vert, Rouge

Mp ou 📞 0349197632

( Tsy mandefa @ faritra)

Ireto indray n'y PACK  VAOVAO  ilaintsika  @ andavanandro sady MORA BE hatrany  🥰 * Corde à linge élastique  portable 1 ...
26/11/2025

Ireto indray n'y PACK VAOVAO ilaintsika @ andavanandro sady MORA BE hatrany 🥰
* Corde à linge élastique portable 1 m80 < 3m ( +12 pinces efa miaraka aminy)
* Pince à linge Pliable ( + 12 pinces efa miaraka aminy )
*Pince à linge 50 pièces 🥰🥰"
Izy TELO MIARAKA no 20000 ar +++ LIVRAISON GRATUITE 😍
Mp ou 📞 0349197632
( Mandefa any @ faritra)

Fut  40 l ( fanangonan-drano n'a vary ) amin'ilay MORA BE 🥰 20000 ar /1 Couleur dispo : rose ,vert, violet
10/11/2025

Fut 40 l ( fanangonan-drano n'a vary ) amin'ilay MORA BE 🥰
20000 ar /1
Couleur dispo : rose ,vert, violet

Mbola disponible hatrany Ilay Pack kojakoja andavanandro amin'ilay MORA 😍 😍Pack 20000 ar :*( koveta 20 l  ,seau roa 15 l...
06/11/2025

Mbola disponible hatrany Ilay Pack kojakoja andavanandro amin'ilay MORA 😍 😍

Pack 20000 ar :
*( koveta 20 l ,seau roa 15 l ,zinga1)

*( poubelle,pelle,rasta,kifafa)

* ( porte assiette, carafe,
passoire)


Pack 30000 ar:
* ( fut 40 l fanangonan_drano n'a vary + bac à linge)

Couleur : vert,bleu,rouge

Mp ou 📞 0349197632
( Tsy mandefa any @ faritra )

Bac à linge MORA BE 🥰 Marque SFOI matanjaka sy matevina tsara. Couleur : Vert ,Bleu ,Rose fushia Maka 1 ( 15000 ar) Maka...
27/10/2025

Bac à linge MORA BE 🥰
Marque SFOI matanjaka sy matevina tsara.
Couleur : Vert ,Bleu ,Rose fushia
Maka 1 ( 15000 ar) Maka 2 ( 25000 Ar )
Mp ou 📞 0349197632

Ato ndray ary Ilay Pack tsika manaraka eh 🥰Assiette mélamine+ Couvert  pour ( 6 pers) + Cadeau ( bac de rangement fruits...
21/10/2025

Ato ndray ary Ilay Pack tsika manaraka eh 🥰
Assiette mélamine+ Couvert pour ( 6 pers) + Cadeau ( bac de rangement fruits et légumes) + livraison gratuite raha manodididna an'Antananarivo 🥰
Izany rehetra izany no 25000 Ar avokoa 😍😍
Mp ou 📞 0349197632
Mandefa any @ faritra

Pack Pack de rangement  MORA BE 30000Ar 🥰  ✔️Fut (40l ) afaka hanangonana vary na rano matevina sy matanjaka tsara  + ✔️...
11/09/2025

Pack Pack de rangement MORA BE 30000Ar 🥰
✔️Fut (40l ) afaka hanangonana vary na rano matevina sy matanjaka tsara +
✔️Bac à linge 🥰
MP na 📞 0349197632
Couleur : Rouge/bleu/ Vert
(tsy mandefa any @ faritra )

TENNIS CLASSIQUE AN'ZAZA MAMAN AMIN'IZAO FIDIRAM_PIANATRA IZAO SADY MAHAFATIFATY NO MORA Bé🥰 Poiture (25_26_27_28_29)Cou...
15/08/2025

TENNIS CLASSIQUE AN'ZAZA MAMAN AMIN'IZAO FIDIRAM_PIANATRA IZAO SADY MAHAFATIFATY NO MORA Bé🥰
Poiture (25_26_27_28_29)
Couleur : *Noir et blanc,
*Marron et blanc,
*Bleu et blanc
*Vert et blanc
Maka1: 6000Ar🤑
Maka2: 10000Ar 🤑
MP ou📞0349197632

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faly am' koja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category