Univers déco by Bodokely

Univers déco by Bodokely Alefaso hafatra manokana
Décoration kanto, azon’ny rehetra atao

Univers Déco by Bodokely
🏡 Référence décoration intérieure eto Madagascar
✨ Kanto sy mirindra, na dia voafehy aza ny tetibola
💬 Torohevitra & fanampiana ho an’ny salon sy chambre
📩 Projet?

Mandray commande tableau en PVC ihany koa anie izahay.🟢Manao personnalisation.🟡Afaka atao sarinao.🟣Afaka asina soratra.🟠...
09/04/2026

Mandray commande tableau en PVC ihany koa anie izahay.

🟢Manao personnalisation.
🟡Afaka atao sarinao.
🟣Afaka asina soratra.
🟠Afaka atao izay dimension tianao.

‼️Isaky ny alarobia sy sabotsy ny livraison.

Mazava tsara na alefanao messenger, na whatsapp, na email.

Alefaso ary ny commande_ao.
Mandefa amin'ny faritra rehetra.
Livraison à partir 3000 ariary.



❌ 2 sisa ❌Izay manana vavikely anakiroa any ary o. 🥰
09/04/2026

❌ 2 sisa ❌

Izay manana vavikely anakiroa any ary o. 🥰

❌Nareo kosa rangaha a...❌😥✅Redispo ireto. Alefako latsaka ny masokarenako.✅100 000 ariary✅2m*1mHoe faran'ny volana no al...
01/04/2026

❌Nareo kosa rangaha a...❌😥

✅Redispo ireto. Alefako latsaka ny masokarenako.
✅100 000 ariary
✅2m*1m

Hoe faran'ny volana no alainy, tapis roa, 20 000 ariary pour réservation no nalefany, omaly amin'izay havereno hono ilay avance fa tsy haka indray fa misy olana tampoka.😥 Tsy mamerina avance tompoko na inona antony na inona... Entana tokoa efa lafo, nahitsokao fotsiny.

Izahay anie reto matoa mitady vola dia mba mihinankanina, mandoa écolage sns ohatra anareo ihany e.



✨ INSPIRATION SALONIndraindray tsy mila fanovana lehibe vao mahazo trano tsara tarehy…Fifandanjan’ny couleur sy détail k...
17/03/2026

✨ INSPIRATION SALON
Indraindray tsy mila fanovana lehibe vao mahazo trano tsara tarehy…
Fifandanjan’ny couleur sy détail kely ihany dia efa ampy hanovana ny atmosfera iray manontolo.
Ny combinaison:
🤍 Blanc
🤎 Beige
🌿 Bois naturel
➡ manome ambiance milamina, madio ary classy ao amin’ny salon.
Ny tsiambaratelo:
✔ Jiro mafana
✔ Coussin mirindra
✔ Décoration tsotra fa voafidy tsara
💭 Ianao kosa, tianao ve ny salon amin’ity style ity?
Sa mbola misy zavatra tianao ovaina ao an-tranonao?

📩 Mandray commande tableau PVC, ary raha mila torohevitra hanatsarana ny salon na chambre ao an-tranonao ianao,
mandefasa message privé aminay.


Manova trano, manova fiainana. ✨



Kely sisa ô.👌😍Dimension : 2m*1mLivraison à partir 3000 ariaryMandefa amin'ny faritra rehetra.
11/03/2026

Kely sisa ô.👌😍
Dimension : 2m*1m

Livraison à partir 3000 ariary
Mandefa amin'ny faritra rehetra.


👑Nouveau couvre lit pour vos petit prince et petite princesse.👑Une place: 90*230 cm (une drap avec une taie d'oreiller) ...
03/03/2026

👑Nouveau couvre lit pour vos petit prince et petite princesse.👑

Une place: 90*230 cm (une drap avec une taie d'oreiller)
Prix: 95 000 ariary.
Qualité tena top avec authentification.

Mandefa amin'ny faritra rehetra
Livraison à partir 3000 ariary.




📛Tantaraiko anareo ny Tantaraiko. 📛BODOKELY – Ilay olona kely be nofinofyNisy alina iray, nipetraka teo ambony fandriana...
02/03/2026

📛Tantaraiko anareo ny Tantaraiko. 📛

BODOKELY – Ilay olona kely be nofinofy

Nisy alina iray, nipetraka teo ambony fandriana kely i Bodokely.
Téléphone efa tonta no teny an-tanany.
Connexion miadana, batterie efa ho faty… fa fo feno nofy.
Nijery page lehibe sy olona efa tafita aho.
Indraindray saro-kenatra. Indraindray kivy.
Fa tao anatiko tao nisy feo kely nilaza hoe:
“Maninona raha ianao indray no manomboka?”
Tsy nanana vola.
Tsy nanana fitaovana manara-penitra.
Tsy nanana mpanohana maro.
Fa nanana finoana sy faharetana.
Niainga tamin’ny tsy nisy aho.
Nanao publication na dia tsisy “like” aza.
Niezaka nianatra isan’andro, nanao sary, namorona hevitra, na dia reraka aza.
Nisy andro nangina ny page.
Nisy andro saika hanakatona azy.
Fa tsaroako foana ilay nofy:
hanana Univers Déco by Bodokely izay hahafaly sy hanampy olona maro.
Androany, mbola ety an-dalana aho.
Mbola miezaka hahazo visibilité.
Mbola manorina tsikelikely ny toerako ao amin’ny communauté Facebook.
Fa zavatra iray no azo antoka:
Tsy mitovy amin’ny omaly intsony aho.
Satria indraindray,
ny olona kely no manangana tontolo lehibe indrindra…
raha tsy kivy izy. ✨🥰


Univers Déco by Bodokely dia tsy page fotsiny…
Dia nofy atsangana tsikelikely, isan’andro.
Raha mino ianao fa na olona kely aza afaka manatanteraka nofy lehibe,
apetraho eto ambany ny ❤️-nao.
Ary raha te hanohana ny dian’i Bodokely ianao,
likéo, partageo, ary asao ny namanao hitsidika ny page.
Raha manana projet déco na mitady aingam-panahy ianao,
mandefasa message privé…
fa indraindray, ny nofy lehibe dia manomboka amin’ny resaka tsotra iray. ✨🥰



28/02/2026
Ireto indray ny tapis salon⚜️ Dimension 100*200 cm⚜️ Prix 147 000 ariary Qualité tsara , mora diovina sady mora mainaLiv...
25/02/2026

Ireto indray ny tapis salon

⚜️ Dimension 100*200 cm
⚜️ Prix 147 000 ariary

Qualité tsara , mora diovina sady mora maina

Livraison à partir 3000 ariary.




❌ Arrivage Tapis ❌Mety foana na atao eo amin'ny entrée na sortie de bain na ao amin'ny cuisine.Qualité tsara be, mora di...
23/02/2026

❌ Arrivage Tapis ❌

Mety foana na atao eo amin'ny entrée na sortie de bain na ao amin'ny cuisine.
Qualité tsara be, mora diovina.

💸 Prix: 22 000 ariary
💠 Dimension: 50*80 cm

Mandefa amin'ny faritra.
Livraison à partir 3000 ariary.



Portrait personnalisé en PVCA5 9 pièces : 73 000 ariaryMp pour votre commandeMandefa amin'ny faritraLivraison à partir 3...
20/02/2026

Portrait personnalisé en PVC
A5 9 pièces : 73 000 ariary

Mp pour votre commande
Mandefa amin'ny faritra

Livraison à partir 3000 ariary



Address

Ambohipo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Univers déco by Bodokely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category