09/02/2026
🔹 CADRE ISLAMIQUE MADA
Tsy haingo fotsiny, fa fampahatsiahivana 🔹
Ataovy velona ao an-tranonao ny fahatsiarovana an’i Allaah 🕋
Ny Cadre ato aminay dia tsy haingon-trano fotsiny, fa tadidy isan’andro mampitony fo sy manamafy ny imân.
✨ Inona no azonao amin’ity cadre ity ?
✔️Andininy Qur’an sy dhikr manan-danja
✔️ Design madio sy mendrika
✔️ Manome filaminana sy barakah ao an-trano
✔️ Fanomezana tonga lafatra ho an’ny fianakaviana sy namana
📌 Tadidio: Ny trano ahatsiarovana an’i Allaah dia trano feno hazavana.
🎁 Mety tsara hoany :
Salon
Efitra fatoriana
Birao
Fanomezana manan-danja (Nikah , Ramadan, Eid…)
💬 Aza miandry intsony manorata mivantana na manatona eo @ Masjid ( Palestine) Antananarivo
👉 Ataovy miresaka finoana ny rindrinao.