13/03/2026
🪴 Ianao koa ve tia décoration minimaliste sy bohémien ?
Tena kanto sy mahafinaritra izy, mitondra filaminan-tsaina ny fahitana azy, ary ilay loko fotsy fitoerany dia manome endrika "moderne" sy madio.
Tsotra kely ny manao azy, fa raha mila ianao dia afaka mandefa MP 😀😍