Naty's food

Naty's food Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Naty's food, Home goods shop, Antananarivo.

Manana poulet Rôti indray zahay anh.afaka miantso mivantana, afaka mandefa  hafatra miafina koa .Mora nefa tsara eeeh , ...
27/03/2026

Manana poulet Rôti indray zahay anh.
afaka miantso mivantana, afaka mandefa hafatra miafina koa .
Mora nefa tsara eeeh , .
hummm I feel eat....

Aza adino ny manao commande pizza ato am naty's food.🥰👌🏻.Pizza poulet 🐔
17/01/2026

Aza adino ny manao commande pizza ato am naty's food.🥰👌🏻.
Pizza poulet 🐔

Mankasitraka an' Kala Bota Agency nahatoky anay🙏🏻
11/01/2026

Mankasitraka an' Kala Bota Agency nahatoky anay🙏🏻

Zahay ato am Naty's food dia afaka miara miasa amin'ny olona rehetra.Maro ny fetim pianakaviana amzao taona vaovao izao,...
11/01/2026

Zahay ato am Naty's food dia afaka miara miasa amin'ny olona rehetra.
Maro ny fetim pianakaviana amzao taona vaovao izao,aza misalasala miantso anay🥰.

Manana karazany maro ny Naty's food am resaka tsakitsaky, satinaonany am zao fety zao ary ity "poulet caramélisées ity"....
29/12/2025

Manana karazany maro ny Naty's food am resaka tsakitsaky, satinaonany am zao fety zao ary ity "poulet caramélisées ity".
👍🏻Misy par portion
👍🏻Misy assiette
📞Afaka miantso mivantana AVY hatrany na manao commande am compte Naty naina.

Mirary krismasy feno fifaliana ho antsika rehetra izay ekipa ato am Naty's food 🙏🏻🥰.
25/12/2025

Mirary krismasy feno fifaliana ho antsika rehetra izay ekipa ato am Naty's food 🙏🏻🥰.

Salama daholo indray isika mpanaraka ny pejy🥰.Ireto misy tsakotsako no Sady tsakitsaky ato aminay amin'izao akatoky fety...
21/12/2025

Salama daholo indray isika mpanaraka ny pejy🥰.
Ireto misy tsakotsako no Sady tsakitsaky ato aminay amin'izao akatoky fety Zao.
Afaka manao commande avy hatrany na miantso mivantana isika .
Naty'sfood hummmm i feel' eat.....

29/11/2025

Naty'sfood 🙏🏻🥰

🎉✨ Joyeux anniversaire à notre chef Nante, la propriétaire de Naty’s Food ! ✨🎉En ce jour spécial, nous célébrons non seu...
27/11/2025

🎉✨ Joyeux anniversaire à notre chef Nante, la propriétaire de Naty’s Food ! ✨🎉

En ce jour spécial, nous célébrons non seulement une nouvelle année, mais aussi une femme passionnée, créative et inspirante, qui a su transformer son amour pour la cuisine en un véritable univers de saveurs. 🍲❤️

Que cette nouvelle année t’apporte encore plus de réussite, de bonheur et de belles opportunités.
Que Naty’s Food continue de grandir, de toucher des cœurs et de régaler tous ceux qui ont la chance de découvrir tes plats.

🌟 Merci pour ton travail, ton engagement et la chaleur que tu transmets à travers chacun de tes délices.

Reste rayonnante, ambitieuse et pleine de belles idées — le meilleur est encore à venir !

🎂💐 Heureux anniversaire, et longue vie à Naty’s Food ! Bisous de la part de toute l'équipe ❤

Zay koa manao goûté tahaka'izao anh🥰.
24/11/2025

Zay koa manao goûté tahaka'izao anh🥰.

Valiny lalao Tato amin' Naty'sfood.Arabaina nareo roa nahazo ny loka .
19/11/2025

Valiny lalao Tato amin' Naty'sfood.
Arabaina nareo roa nahazo ny loka .

Iangavina izay mandefa mp ato am naty's food MBA miantso mivantana am laharana izay efa eo ambony,na koa andefa mp am "N...
17/11/2025

Iangavina izay mandefa mp ato am naty's food MBA miantso mivantana am laharana izay efa eo ambony,na koa andefa mp am "Naty naina " azafady fa misy olana Kely ny mp atsika ato fa Mbola eo ampanamboarana azy zahay, mankasitraka.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Naty's food posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share