15/07/2025
🔊 Tsy very akory e... Just en train de Miketrika un truc de ouf 😏🔥
Tsy hoe mafana am-bolohany otran'ny tain'akoho akory izahay fa...
Miketrika zavatra mamy be ho anareo 🍲❤️
👉 Efa natomboka ny ezaka, ary tsy maintsy ho tonga amin’ny farany
🎯 Objectif : hanome tsiro sy hafaliana amin’ny fomba Fitia's FOOD
Tsy ela intsony dia hivoaka ny zavatra tsy mbola nisy 😋(na ela Ary mouh maninona😂😂)
⏳ Fa ho an’ny tena mpanaraka… miomàna e, fa you won't regret staying here 🤫
Merci amin’ny fitiavana sy fanohanana hatrany 🙏
Stay tuned, ça va chauffer 🔥👨🍳
---