Fehy Craft - Handmade Malagasy

Fehy Craft - Handmade Malagasy Asa tanana miavaka, natao ho an'ny tanora tia
lamaody sy tia originalité. Poketra sy haingon-trano crochet, vita amin'ny cordon
Craft gasy, style avo.

28/11/2025

📢LOADING....📢

VOKATRA VAOVAO

Joyeuses Pentecôte à tous😘😘🕊️
08/06/2025

Joyeuses Pentecôte à tous😘😘🕊️

Hello june✨
31/05/2025

Hello june✨

Happy mother's day 💐😘
25/05/2025

Happy mother's day 💐😘

Izahay eto amin'ny Fehy Craft dia mirary p***a fanavotana ho antsika rehetra❤️Manaova fety sambatra daholo oo😊😊
20/04/2025

Izahay eto amin'ny Fehy Craft dia mirary p***a fanavotana ho antsika rehetra❤️
Manaova fety sambatra daholo oo😊😊

Hello👋Androany aho dia faly mizara aminareo ny vokatro voalohany eto amin'ity page ity❤️Clutch tsara kely chic chic tsar...
16/04/2025

Hello👋
Androany aho dia faly mizara aminareo ny vokatro voalohany eto amin'ity page ity❤️
Clutch tsara kely chic chic tsara👜💅
Matière : cordon
Atombok'isika amin'ity modèle iray ity ny fandraisana ny commande 🥰
Araho hatrany ny pejy ary🥰

Tongasoa eto amin'ny Fehy Craft!👜Pandraharahana kely nateraky ny fitiavana ny zava-kanto vita tanana. Eto dia hahita pok...
06/04/2025

Tongasoa eto amin'ny Fehy Craft!👜

Pandraharahana kely nateraky ny fitiavana ny zava-kanto vita tanana. Eto dia hahita poketra “crochet” manja, tsara kalitao, amin'ny akora voafantina.❤️
Miaraha aminay amin’ny fanohanana ny vita Malagasy sy ny asa tanana.
Mandray commande ihany koa izahay

→ Azo alefa manerana an’i Madagasikara.
→ Mifandraisa aminay amin’ny inbox na WhatsApp.

Address

0382833081
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fehy Craft - Handmade Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share