09/03/2026
🌿 TSENABE EKOLOJIKA " Ravinala Market Fest" 🌿
Tongava hiaina andro iray feno fampirantiana sy hetsika maro momba ny tontolo iainana.
🌱 Vokatra ekolojika, sy varotra maro isankarazany
Hoventsoina @ hira maro samihafa
🌿 Fitsidihana ny toerana
👨👩👧👦 Hetsika ho an’ny ankizy sy ny olon-dehibe
Toerana: Le Ravinala House
Famandrian_toerana mialoha hoan'ny mpivarotra sy mpanao asa tanana maro samihafa @ fisian'ny "stand" hivarotana
📅 28 Martsa 2026 ny anombohana azy @ ity taona ity,
Ny momba azy misymisy kokoa, ao anaty "commentaire"
💚 Tongava maro ary aza adino ny mampilaza ny olona akaiky anao🤗 !