NyAnayGasy

NyAnayGasy "Trésors d'ici, secrets d'ailleurs… Créations, élixirs et douceurs nées au cœur de Madagascar.

Zavakanto, élixirs ary mamy, teraka avy ao am-pon'i Madagasikara."

01/04/2026

🌿 Hello Avril • Salama Aprily • Hello April 🌿

Nouveau mois, nouvelle énergie ✨
Volana vaovao, angovo vaovao 🌙
New month, fresh energy 🌞

Merci pour votre soutien 💛
Misaotra indrindra 🙏
Thank you always 🤍

20/03/2026

🇨🇵Hello Février ! Que ce mois soit rempli de joie et de bonheur avec NyAnayGasy 🇲🇬"Salama Febroary ! Ho feno fifaliana s...
01/02/2026

🇨🇵Hello Février ! Que ce mois soit rempli de joie et de bonheur avec NyAnayGasy
🇲🇬"Salama Febroary ! Ho feno fifaliana sy fahasambarana ity volana ity miaraka amin'ny NyAnayGasy
🇬🇧"Hello February ! May this month be filled with joy and happiness with NyAnayGasy

❤️

26/12/2025

🇲🇬Mialohan'ny hataperan'ny taona dia manentana anareo hatrany izahay ato amin'ny Ny Anay Gasy hitsidika ny boutique anay sy hanjifa ny vita Gasy.
🇨🇵 "Avant la fin de l'année, nous vous invitons à venir découvrir notre boutique et à déguster les produits malgaches à l'occasion du Ny Anay Gasy."
🇬🇧 "Before the year ends, we invite you to visit our boutique and indulge in Malagasy products as we celebrate Ny Anay Gasy.

"
"
"

🇲🇬"Amin'izao andro Krismasy izay, dia manentana anareo rehetra izahay mba ho tonga hanjifa ny vokatra malagasy ato amina...
22/12/2025

🇲🇬"Amin'izao andro Krismasy izay, dia manentana anareo rehetra izahay mba ho tonga hanjifa ny vokatra malagasy ato aminay amin'ny Ny Anay Gasy. Mirary soa ho anao rehetra !"
🇨🇵"À l'occasion de Noël, nous vous invitons à venir découvrir et déguster les produits malgaches chez nous lors du Ny Anay Gasy. Nous vous souhaitons tout le meilleur !"
🇬🇧"As we celebrate Christmas, we invite you to join us in embracing the Malagasy New Year (Ny Anay Gasy) and experience the rich flavors of Madagascar's local products. Wishing you all the best!"

Publication Valeur / Culture 🇲🇬Ny kolontsaina no lova sarobidy indrindra ananantsika.Rehefa manohana ny vokatra vita gas...
16/12/2025

Publication Valeur / Culture
🇲🇬Ny kolontsaina no lova sarobidy indrindra ananantsika.
Rehefa manohana ny vokatra vita gasy isika, dia manohana ireo mpanao asa-tanana sy ny hoavin’ny kolontsainantsika
🇫🇷La culture est l’héritage le plus précieux que nous possédons.
En soutenant les produits artisanaux malgaches, nous soutenons nos artisans et l’avenir de notre culture 🇲🇬
🇬🇧Culture is our most precious heritage.
By supporting Malagasy handmade products, we support local artisans and preserve our cultural future 🇲🇬

🇲🇬"Manao ny Noely ho lasa fahatsiarovana tsy hay hadinoina miaraka amin'ny vokatra Ny Anay Gasy"🇨🇵 "Faites de Noël un mo...
15/12/2025

🇲🇬"Manao ny Noely ho lasa fahatsiarovana tsy hay hadinoina miaraka amin'ny vokatra Ny Anay Gasy"

🇨🇵 "Faites de Noël un moment inoubliable avec les produits Ny Anay Gasy"

🇬🇧 "Make your Christmas unforgettable with Ny Anay Gasy products"

-
-

🇲🇬✨ Te hanaingo ny tranonao amin’ny vokatra tena vita tanana ?Ny asa-tanana malagasy avy aminay dia manampy hatsarana sy...
11/12/2025

🇲🇬✨ Te hanaingo ny tranonao amin’ny vokatra tena vita tanana ?
Ny asa-tanana malagasy avy aminay dia manampy hatsarana sy hakantony ao an-trano.
Asa-tanana tokana – misy fetra ny stock.

📩 Azo atao ny mandefa hafatra raha hividy
📦 Afaka alefa

🇫🇷✨ Envie d’ajouter une touche d’authenticité à votre intérieur ?
Nos créations artisanales malgaches subliment votre maison avec élégance.
Pièces faites à la main – quantités limitées.

📩 DM pour commander
📦 Livraison disponible

🇬🇧✨ Want to add an authentic touch to your home?
Our handcrafted Malagasy creations bring elegance and warmth to your interior.
Handmade pieces – limited stock.

📩 DM to order
📦 Delivery available

10/12/2025

🇲🇬 Te hanana haingo tsara rindra sy tena maha-gasy ve ianao ?
Ny vazy vita tanana Ny Anay Gasy dia manampy hatsarana ao an-tranonao.
✨ Asa-tanana tokana – Stock voafetra.
📥 Inbox raha te-hanafatra!

🇫🇷 Envie d’une déco raffinée et authentique ?
Nos vases artisanaux Ny Anay Gasy subliment votre intérieur.
✨ Pièces uniques – Stock limité.
📥 Inbox pour commander !

🇬🇧 Looking for refined and authentic home décor?
Our handcrafted Ny Anay Gasy vases elevate your interior style.
✨ Unique pieces – Limited stock.
📥 Inbox to order!

Prix: ⚱️ Vase XXL: 110K
⚱️ Vase GM: 80K
⚱️ Vase PM: 65K
⚱️ Vase Bonbonnières: 35K

Frais de livraison 🏍️🛵 à partir de 3000Ariary

Address

Anosizato (repère Shopliantsoa Et Record TV)
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NyAnayGasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share