21/04/2026
Salama aby ❤️Angela o, mba omeo asa hoy ianareo , tsy manana asa omena tompoko aho fa boky ahafahanao mitady vola kosa no afaka mba zaraiko androany ho fanampiana.
Tsy POA-DROA fa POA-TELO 🤤🤤🤤boky noir et blanc karazany telo be izao ny omena ny mpandresy @ ity indray mitoraka ity (Tome 1, tome 2 ary tome 3). Ireto avy ny anatiny
Tome 1:Mizara chapitre 4
-Patisserie/ crème ( karazana crème rehetra tokony ho fantatra anaty pâtisserie/ gâteau )
-Cuisine ( karazana Lasopy, mine sao, tacos/ pâte feuilleté/ pâte brisée ...)
-Sakafo sinoa ( Ramen, PAO ,sakafo laqué, sns)
-Sauce ( ireo sauce rehetra afaka ampiasainao anaty nahandro)
Tome 2: Mizara 3 ny fizarana ao anatiny
-Glace ranoray ( esquimaux, clarinette, sns)
-Snacks & Cocktails ( tsakitsaky sy Zava-pisotro maro isan-karazany)
-Patisserie & Viennoiserie ( pain choco, pain raisin,....
Tome 3: mizara 3 ny chapitre
-Gasigasy => Mofogasy, ramanonaka, yaourt à boire soja, m**o anana ......( afaka hitadiavanao vola fa maro ianareo no nangataka izany)
-Patisserie (somary manohy ilay ao @ tome 1)
- Entrée & fast food
@ teny gasy izy io
Commeteo fotsiny ary hoe " Anjarako 🥰" dia mba mentionneo ilay namanao tia mahandro na mihinan-kanina be iny sao mba handray anjara izy. Faran'ny volana isika milaza ny mpandresy eto @ pejy😁Mirary alina mahafinaritra ho antsika rehetra.