11/05/2026
⚠️ Ireo antony 5 goavana mahatonga ny rarintsaina na ny "stress"
SATRIA IANAO :
1️⃣ Miasa saina be loatra
2️⃣ Miasa be tsy misy fitsaharana
3️⃣ Mitebiteby momba ny ho avy
4️⃣ Miady sy mifanditra
5️⃣ Manadino ny tena
✨Vaovao tsara: azonao sorohana sy resena ny rarintsaina
REHEFA IANAO:
🌿 Mitroka rivotra madio (respiration)
🌿 Matory tsara (ampy torimaso)
🌿 Mizara/mamboraka ny mavesatra amin'ny hafa
🌿 Mivavaka sy manaiky hoe misy zavatra tsy azonao fehezina
🌿 Maka fotoana manokana ho anao (manao zavatra mahafinaritra anao)
🌿 VETIVER 🥰🥰🥰
Ankafizo ny isan'andronao. Ankino amin'Andriamanitra. Dia raiso avokoa ho fampandrosoana izay rehetra mitranga eo 💭... Vonona handroso amin'izay 🥰 ?