Mian-tsena

Mian-tsena Mivarotra karazana entana maro (gros/détails)
Ny tsara hatrany no atolotray ho anareo

💡 Hazavao ny tokotaninao na ny manodidina ny tranonao na dia tsy misy courant aza!✨ Jiro SOLAIRE 500W maheryMandeha amin...
15/03/2026

💡 Hazavao ny tokotaninao na ny manodidina ny tranonao na dia tsy misy courant aza!
✨ Jiro SOLAIRE 500W mahery
Mandeha amin’ny herin’ny masoandro ☀️ ka tsy mandany jiro mihitsy.
✅ Hazavana mahery be
✅ Tsy matahotra orana (IP67)
✅ Misy télécommande ahafahanao mifehy azy lavitra
✅ Mora apetraka, tsy mila installation sarotra
🔥 Vidiny PROMO: 110 000 Ar monja 🔥
⚠️ Stock voafetra, izay maka aloha no mahazo!
📩 Alefaso message privé raha te haka na mila fanazavana.
📠📱034 73 147 98☎️📞
🚲 Livraison partout à Madagascar 🛵

05/03/2026


ZAZA LAHY KELY 8 TAONA NANDRO TAO ANATY RANO LANIN'NY VOAY

🟢𝗙𝗲𝗻𝗼 𝗺𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝘆 𝗶𝗼 𝗿𝗲𝗻𝗶𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗮𝗼 𝗧𝘀𝗶𝗿𝗶𝗯𝗶𝗵𝗶𝗻𝗮 𝗶𝗼 𝗵𝗼𝘆 𝗶 𝗦𝗮𝗺𝗶 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮Ho an'ny renirano any Tsiribihina, iny Manambolo iny ihany ...
05/03/2026

🟢𝗙𝗲𝗻𝗼 𝗺𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝘆 𝗶𝗼 𝗿𝗲𝗻𝗶𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗮𝗼 𝗧𝘀𝗶𝗿𝗶𝗯𝗶𝗵𝗶𝗻𝗮 𝗶𝗼 𝗵𝗼𝘆 𝗶 𝗦𝗮𝗺𝗶 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮

Ho an'ny renirano any Tsiribihina, iny Manambolo iny ihany koa dia feno mistery tokoa. Maro voay iny toerana iny kanefa tsy mba mihinana olona fahatany izany ny voay fa nisy fomban-tany tsy narahana tao.
Ho an'ny vahiny moa dia misy fombafomba atao raha handeha amin'io renirano io, toy ny dabohana mafy ilay rano alohan'ny hiditra ao, tsy mihinan-kisoa, maro ny fomba fa tsy ary ho voatantara.
Ny tompon-tany moa efa mahalala izany tsara, ary efa filomanosana sy fandroan'ireo ankizy ilay renirano fa tsy nisy voay nihinana olona izany fa mety nisy ota fady tao.

📸Sami Andria

16/01/2026

�couche bébé , Hypoallergique
Na ivarotra na ampiasa , couche vaovao sous carton sady miaro ny hoditra , tsy mahamasaka zaza , tsy mi_fuite, confortable , afaka jifainao ato aminay en paquet na en carton
prix en gros ho an' izay maka maro
Mp ou �034 73 147 98
stock limité _ Mora lany kely izy ity
�Livraison possible

👶 Couche bébé HELLO BELLO Ho antsika maman, crèche , sns …. Couche Hello Bello qualité Premium. Couche vaovao fa tsy en ...
15/01/2026

👶 Couche bébé HELLO BELLO
Ho antsika maman, crèche , sns …. Couche Hello Bello qualité Premium. Couche vaovao fa tsy en vrac… Mandefa en carton na en paquet.
🌿 Hypoallergique – miaro ny hoditry ny zaza
Misy:✔️ Couche à scratch (scotch)
✔️ Couche culotte (pants)
📦 COUCHE À SCRATCH
N°2 – 100 pcs (2 paquets × 50)
➤ 1 paquet = 32 500 Ar
➤ 1 carton = 60 000 Ar
N°3 – 80 pcs (2 paquets × 40)
➤ 1 paquet = 28 000 Ar
➤ 1 carton = 55 000 Ar
N°4 – 74 pcs (2 paquets × 37)
➤ 1 paquet = 26 000 Ar
➤ 1 carton = 50 000 Ar
👖 COUCHE CULOTTE (PANTS)
84 pcs (2 paquets × 42)
➤ 1 paquet = 33 500 Ar
➤ 1 carton = 65 000 Ar
🚚 Livraison azo atao
📩 Inbox raha commande
⚠️ Stock limité – izay mandray aloha no mahazo

Mankasitraka foana 🙏Client satisfait 🥰
15/01/2026

Mankasitraka foana 🙏
Client satisfait 🥰

🌟PROMO bonne année🥤 Mixeur puissant & pratique❌ 120 000 Ar✅ 100 000 Ar seulement🚚 LIVRAISON GRATUITE mandritra ny volana...
12/01/2026

🌟PROMO bonne année

🥤 Mixeur puissant & pratique
❌ 120 000 Ar
✅ 100 000 Ar seulement
🚚 LIVRAISON GRATUITE mandritra ny volana Janoary
✔️ Mety amin’ny jus, sauce, smoothie, sns
✔️ Mora ampiasaina
✔️ Tena ilaina an-trano
📞 Commande / Contact : 034 73 147 98
⚠️ Stock limité — izay mandray aloha no mahazo

03/01/2026
20/12/2025

🤔Fa maninona zany ilay réaction @ PUB no tsy afaka jerena toy ny taloha intsony e?
Sa ny anareo tsy manao toy izany🫡

09/12/2025

Promotion noël 80 000 ar au lieu de 120 000 ar
゚viralシfypシ゚viralシal

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mian-tsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share