02/02/2026
Coucou les manjaaa 🥰
Bonne année tara kely daholo aloha tsika 😘 dia mirary soa foana 😍
Retour en force be tsika miaraka article manja be reto🥹Sady ny saint Valentin izao efa akaiky an😊
Aza tara ary fa vitsy kely ny pointure disponible prix impossible nefa tsara be ❤️
NB : les détails sont sur chaque photo 😉
Contact : 033 73 189 23