17/01/2026
Miarahaba antsika rehetra indray ela ela tsy teto fa indro tonga indray izara ireto zavatra tsara sy mahafinaritra ireto 😁
Ensemble qualité mety tsara ho any ankizy fa aza tara ary :
- ensemble Progress couleur gris avec sac banane kely miaraka aminy 🥰 (11-12 ans)
- ensemble wonderful velours 🥰(7-8 ans)
Ka manasa antsika ary iditra ao amin’ny hafatra miafina raha toa ka liana 💕😌