Pause Gourmande

Pause Gourmande Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pause Gourmande, Kitchen/Cooking, Antananarivo.

Chez Pause gourmande , chaque goûter est préparé avec amour pour rendre vos pauses plus savoureuses🥰
Notre page s’adresse à tous les amateurs de gourmandises.

💬 Les retours et critiques constructives nous aident à évoluer

Ho fankasitrahana ireo reny izay manome fitiavana isan’andro ❤️Mizara fomba fahandro tsotra nefa feno fitiavana aho andr...
31/05/2026

Ho fankasitrahana ireo reny izay manome fitiavana isan’andro ❤️

Mizara fomba fahandro tsotra nefa feno fitiavana aho androany, ho fankalazana ny Fetin’ny Reny. Mirary fahasambarana sy fahombiazana ho an’ny reny rehetra. Ankafizo miaraka amin’ny fianakaviana ny tsiron’ity andro manokana ity! 🤭

24/04/2026

Resaka vary mainty le raha 🤩

Mihinam-bary foana tsika isanandro…
Mba efa nanandrana vary Mainty ve??
Ity tena tantara hafa mintsy , Sady tsara alavitra noho ny vary izay fahitantsika andavan’andro🤭🫣

Raha mbola Tsy fantatrao ny tombontsoa azo avy mainty , de araho ny pejy fa ho zaraiko Aminao Tsy ho ela izany 🥰

22/04/2026

Manasa hinambary ry chérie kely eh 😋🥩

17/04/2026

Vlog2 kely indray ary🤣💗
Morning breakfast andro ariva be🤣

07/04/2026
Loading... 🤭
02/04/2026

Loading... 🤭

25/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Arison Badouraly, Manu Manu Nirina, Mathilde Rakotoarimanana, Njaravola Randriamiarintsoa, Patty Djayan Jatricia, Noü Ellah, Abdoulaly Djamaly Housnate, Fanantenana Andriafalimanana, Miora Andriamparany, Raza Brillante, Hebèle Carroline Soa, ElKanto Notahina, Joulia Roussel, Vonjy Aina Narimanana, Keicha Anyah Sammy, Nad Ratia, Prisca Fanomezana, Lemalaza Célina Vanessa, Nįrįony Tæ Tïånà, Francine Ramanambololona, Jenifer Ras, Mendrika Ramarosandratana, Maminandrasana Rosella Rose, Nathin Nathan, Solo Malala Brigitte, Fabrice Andrianirina, Nah Njianina, Antsa Andriatiana, Vanessà Rah'Andrianina, Fah Hary, Alicia Yali, Mahefa Isabelle Alicia, Miora Nanjara, Léøn Garçön Ïdéale, Sambatra Jeannia Rasoloarison, Fitia Ramananarivo, Nomenjanahary Christinah, Dÿ Lan, Fahasoavana Martina, Nah Tã, Nionja Rakotoarison, Na Tacha, ZoMichela Rabeony, Péla Mami, Miandrisoa Nounouss Elodie, Mbola Miray, Sitrakiniaina Aliosca, Stéphanie Ramelison, Auden's Nathalia, Na Nah

Vo oe SOJA de Inona ny ao andohanareo voalohany???😍 Nenah de ronono Soja iany sy tofu no mba haiko teo aloha , Nefa misy...
23/03/2026

Vo oe SOJA de Inona ny ao andohanareo voalohany???😍

Nenah de ronono Soja iany sy tofu no mba haiko teo aloha , Nefa misy be dia be mbola Tsy de fahitantsika mihintsy 😋
Araho anie ny sary eh 📷

Formation Transformation de Soja tao @ :
« Centre de formation professionnelle Soamanandrariny 🥰»
Tsy collaboration fa hafapo be t@ le formation de mba zaraiko 🫶🏻🫶🏻, Alefako ao @ coms ny liens anzareo ❤️

22/03/2026

200 followers c’est pas beaucoup… mais ça compte énormément pour moi ❤️

Merci du fond du cœur ! Pour fêter ça je vais vous partager la recette de poulet bien croustillants ( façon KFC 🍗😜) et l’ onions rings 😋

Abonnez-vous pour ne rien rater ! 🫶🏻❤️

Tsotra , Mora karakaraina , nefa Matsiro kely 😍… Iza no mba hanandrana an’ito recette ito??🥰Recette 2 : GÂTEAU À LA BANA...
22/03/2026

Tsotra , Mora karakaraina , nefa Matsiro kely 😍… Iza no mba hanandrana an’ito recette ito??🥰

Recette 2 : GÂTEAU À LA BANANE 🍌
Tsy voatery manana fitaovana raitra be vo mahavita goûter 😋

Ingrédients :
•3 bananes
• 1 oeuf
• 2 cuillères à soupe lait en poudre
• zeste de citron
• 1/2 tasse de farine de riz
• 2 cuillères à soupe d’huile
• une pincée de sel
• sucre et levure, selon votre préférence

Préparation :
•Ao anatiny sary daholo 📷

Cuisson :
•bain marie

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:15 - 15:30
Tuesday 07:15 - 15:30
Wednesday 07:15 - 15:30
Thursday 07:15 - 15:30
Friday 07:15 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pause Gourmande posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share