JeJoo SweeTy

JeJoo SweeTy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JeJoo SweeTy, Home decor, Tsimbazaza, Antananarivo.

17/02/2026

Miarahaba antsika rehetra indray oh😍

16/02/2026

Bonne nuit les loulous ❤️

01/02/2026

Bonne Nuit 🌃❤️

30/01/2026

vitsy kely isika no nanao an'ilay lalao, Dia tsy mety ilay tirage 🥺🥺

fa aleo izay commentaire bé réaction indrindra no mahazo azy
tapitra demain à 12h ny lalao

Alefa ary🎉

30/01/2026

Hello!🥰

Rehefa 20h no ataontsika ilay tirage annh🎉🎉🎉

GIVE AWAY🎉❤️0 Ar ireo fa tsy 10.000Ar an❤️Lalao izay ahazoana Haut stylé au choix🥰afaka mifidy izay tianao amin'ireo Hau...
23/01/2026

GIVE AWAY🎉❤️

0 Ar ireo fa tsy 10.000Ar an❤️

Lalao izay ahazoana Haut stylé au choix🥰
afaka mifidy izay tianao amin'ireo Hauts mahafatifaty kely ireo ianareo ❤️(Natao ho an'ny taille rehetra)

Tsotra dia tsotra ny fitsipika☺️
✅Mi-suivre ny page
✅ Invitéo ny namanao rehetra hanaraka ny page
✅ Mi-mentionne namana 3 ao anaty commentaire
✅Mi-partage en mode public
Après 5 jours no atao ny tirage

Bonne chance🎉❤️

22/01/2026

Votre satisfaction est notre fierté 🥰❤️
Araho hatrany ny pejy fa hisy cadeau ho zaraina ho anareo mpanaraka 🎁🎈

Hello les filles!❤️Mbola misy anie ilay hauts 3000Ar ato @ pejy eeh❤️Vonjivonjeo aingana ary🥰
13/01/2026

Hello les filles!❤️
Mbola misy anie ilay hauts 3000Ar ato @ pejy eeh❤️

Vonjivonjeo aingana ary🥰

🥰Mbola misy ts matory vé🥰Ireto indray ilay haut stylé 3000Ar❤️Izay manao confirmation any amin'ny Mp no mahazo voalohany...
09/01/2026

🥰Mbola misy ts matory vé🥰
Ireto indray ilay haut stylé 3000Ar
❤️Izay manao confirmation any amin'ny Mp no mahazo voalohany ah❤️

Address

Tsimbazaza
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JeJoo SweeTy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category