26/05/2026
Sahirana ve ianao mitady câdeaux ho an'i Neny fetin'ny Reny izao ??😊😊
Izahay ETO amin'ny Gas'Art dia faly manolotra anao PROMOTION FÊTE DES MÈRE @ alalan'ireto DÉCO MURAL tsara bé ireto🥰🥰
✅Vita Malagasy
✅Tsara kalitao
✅Mety amin'ny trano rehetra ary misy modely azo isafidianana tsara
Ka Mbola hisalasala ihany ary ve ianao e???😊🤭 N'y prix dia natao sahaza ho an'iny olona rehetra satria
Prix détaillé : 17.000 ar
Prix de gros: 15.000 ar
MANAO LIVRAISON MANERANA AN'NY MADAGASIKARA IZAHAY
Ka inona Ary no andrasana fa Tonga de mandefasa MP avy hatrany 🥰🥰
# DecoArtMalagasy #