21/04/2026
🌍✨ Andro iraisam-pirenena ho an’ny famoronana sy ny fanavaozana ✨🌍
Ny aingam-panahy no fototra ijoron'ny Blooming Love Co 💡💖
Ny vokatra tsirairay dia noforonina avy amin’ny fo, natao hanehona fihetseham-po tena izy 🌸
Ary mbola misy zavatra vaovao ho avy… 👀
Efa eo am-panomanana izahay 🤫✨
Miandrasa kely… fa ho gaga ianao 💗🤪