18/05/2026
🚨 MITADY ASA VE IANAO? 🚨
Tia miasa amin’ny sehatry ny "Boucherie"?
Manana tolotr'asa ho anao ny Soa’Sisy 🌭🔥
Mitady BOUCHER manamboatra sy mikarakara saucisses 👨🍳
🎯 Tsy voatery ho efa tena expert — fa rehefa manana finiavana sy fahavononana dia raisinay tsara.
📞 Antsoy avy hatrany : 038 81 169 40
📩 Na mandefasa MP miaraka amin’ny mombamomba anao sy sary.