16/08/2026
COMBO COMBO COMBO!?🥖🥖
de efa latsinainy sahady rapitso e 🤣, raha ohatra ka asaina misafidy nareo izany oe inona ny tinareo atao anatin’ilay m**o de mba inona no safidinareo? 🤔 sa ve oe aleo ranga ilay frite sy atody ihany de mba ataovy misimisy ilay sauce fromage ah 😆
Mbola mandray commande fona ihany zay ka aza taraiky ary raha anaterana gouter ianareo ho an’ny rapitso ah 😇😇